Mekoku : Afrikanina mainty tany afrika sy misionera fotsy

1. DotMG ( 24/04/2007 05:55)
Tany Afrika no niseho ny tantara, any @ tany ambanivohitra anankiray. Efa telo taona nipetrahana tao ity mpitondra fivavahana eoropeanina fotsy hoditra anankiray, atao hoe misionera.

Tonga tao aminy ity tompon-tany iray, Mekoku, nimenomenona fatratra:

Tsy manaiky mihitsy aho ry misionera fa izaho mainty, ny vadiko mainty, ny zanako rehetra hatramin'izay mainty, izao anefa ny vadiko vao niteraka dia fotsy boboka be, ary eto amin'ny toerana misy antsika hatrany amin'ny zato kilometatra manodidina tsy misy olona fotsy hoditra afa-tsy ianao.

Kalma leisy Mekoku, hoy ilay misionera tsy taitra: Fomban'ny natiora izany fa tsy misy tokony hahataitra sy hanomezantsiny ahy. Jereo izao ireo ondry ompiako ireo: Ny lahy fotsy, ny vavy fotsy, ny zanany rehetra fotsy daholo ny ankabeazany kanefa jereo fa mba misy mainty vitsivitsy ihany.

Hoy i Mekoku: Hay? Azafady ary misionera! Tsy hiresaka intsony momba io zanako fotsy hoditra io ary aho dia ianao koa aoka tsy hiresaka intsony momba ireo ondrinao mainty volo ireo fa dia samy afaka izany! 1 sy 1 ny baolina.
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:30
2. dadie ( 24/04/2007 07:46)
hihihihi nedala zany tany am ondry no nande? hihihihi:lol::lol:
3. nathie86 ( 24/04/2007 09:01)
aoka marina mba maita foronina ko ane nareo tony eh:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. kelly13 ( 24/04/2007 13:06)
:-D:-D
5. wooda ( 24/04/2007 18:12)
8O ondry ve? soa ihany fa tsy mihinana anzany marina
:-D
6. pimaso ( 25/04/2007 08:20)
DotMG > version senegaly indray ary ity e!
t@ andron'ny fanjanahan-tany , dia nangala-pihinana ramatoa t@ governora vazaha , taitra ramose ary :
Dis moi Mamadou : - MOI Charbon!,
- TOI Goudron!;
- et pourquoi l'ENFANT la.crée!
Pardonne moi Kouakou!!!!!
j 'ai péché moi hein!!!
7. nathie86 ( 25/04/2007 14:30)
le goudron sy charbon ary cre no tena mampe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2184