Code secret Gmail tchat
1. DotMG
(
15/05/2007 12:14)
Ho anareo mpi-tchat @ Gmail, matetika misy misoratra eo hoe eugene is typing na hoe eugene has entered text. Fantaro fa afaka atao rapida be ny tchat, ka isak'izay mi-taper litera anankiray ny correspondant dia miseho avy hatrany any aminareo izany litera izany. Izany hoe tsy mila mi-taper entrée akory izy dia efa hitanareo izay soratany.
Ireto ilay codes secrets :
3 U > I
dia manao entrée dia avy eo tapéna indray ity, atao haingankaingana:
I < 3 U
dia manao entrée fanindroany.
Tsy asiana espace mihitsy. Ary andramo rehefa mi-tchat @ patrôn-nao na @ akamakama any.

novalian'i agoago ny 16/05/2007 10:28
5. ftma
(
15/05/2007 17:43)
tsy azoko ilay lazain'i DotMG, soratra hitako fotsiny rehefa mi chat ao hoe "... redige un message"
sitlo ato vakiana ny fomba famoronana adresy Gmail chat http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4640c712db4db
sitlo ato vakiana ny fomba famoronana adresy Gmail chat http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4640c712db4db
6. sitlo
(
15/05/2007 18:22)
ftma> :-D, zay ndray tsy tara am-zany :wink:
vao nasiako ny tena :°) tao tonga dia efa kopy ny akama :wink:
vao nasiako ny tena :°) tao tonga dia efa kopy ny akama :wink:
7. agoago
(
16/05/2007 10:28)
Fa maninona tsy andrasana izay mba tena soratany?
novalian'i DotMG ny 16/05/2007 14:10