J..... v2.0, Ladies and Gentlemen
1. DotMG
(
01/12/2006 05:46)
Tamin'ireny pazzapa 4 ireny dia nisy nanjary olo-malaza be. Ho an'ny mpandinika feo dia tsy alehany hono (sic.) i nedala raha hira no resahina fa ny fihetsiketsehana eo ambony sehatra sy izy hoe mampalahelo fa nominé foana dia be mpifidy ary saika tafita foana isaky ny prime na dia nominé foana koa aza.
Dia nilaza ny mpanao gazety t@ izany fa raha ilehiry no milatsaka @ 3 desambra dia prémé-toro-dé-vita. Saingy tsy lany moa izy ka tsy nanana 25 tapitrisa ariary dia tsy nilatsaka, fa misy kandida iray nanao cours tany aminy @ fihetsiketsehana eo ambony sehatra, Tompokolahy sy Tompokovavy. Dia mahagaga tokoa fa be mpanotrona io J..... v2.0 io rehefa manao propagandy, Tompokolahy sy Tompokovavy, ary inoako sahady fa ho be mpifidy koa izy, Tompokolahy sy Tompokovavy. Ny gasy mantsy tsy miraharaha hoe ny tanàna noentiny aza tsy zakany ka mainka fa i Madagasikara, fa ny zava-dehibe amin'ny Gasy, Tompokolahy sy Tompokovavy dia hoe mampalahelo izy fa nominé.
Koa tandremo ary tsy mifidy @ 3 desambra ka i J..... v2.0 no lanin'ny sasany eo vao manenina.
* Ny dikan'ny hoe v2.0 ho anareo tsy informatisianina dia hoe version 2 point zéro, izany hoe faharoa.
* Ny dikan'ny hoe nominé ho anareo tsy nijery pazzapa dia hoe ireo vodilaharana amin'ny mpifaninana rehetra (Izany hoe ireo tsy mahay mihira).

novalian'i xxx ny 02/12/2006 00:58
3. DotMG
(
01/12/2006 06:30)
Tsy azon'ise ilay hoe J..... Kandida tamin'i Pazzapa 4 io fa tsy mpanao politika na efa mpitondra teto!