Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy

1. DotMG ( 15/11/2007 13:49)
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy. Indreto ny ampahany vitsy amin'izany, sao mba misy hafa
te hizara ny fomba firesahany ihany koa. Misy manana fanazavana azy, misy ny tsy hay hohazavaina, fa raha misy
manontany ny fanazavana dia afaka omena eto ihany.

I Rajemison Rakotomaharo dia i Vangiana no fiantsonay azy.
I Ferdinand Razakarimanana ataonay hoe SuperGlue.
Ny olona ilay tery saina be ireny rehefa miresaka dia antsoinay hoe Mpianatr'Versté
Ny tarika toko telo dia nataonay hoe "Paiso Gasy misotro kafe"

Rehefa misy zavatra kely tsy mahavita inona inona dia ataonay hoe taho-doza na koa hoe mahavoafady:
Mofo kely taho-doza no mba nomeny ahy...

Ny manao firaisana ara-nofo dia ataonay hoe mi-knin.

Mamorona ohabolana sy oha-pitenenana koa izahay.

"Tay be ity hoy ilay nihaona tamin'ny minisitra", hoy izahay rehefa misy zavatra gaigy na gravy be.

Ny olona izao rehefa hilaza zavatra tsy misy ifandraisany mihitsy dia manao hoe:
Inona no idiran'ny vitsika amin'ny petrole?
Ny anay kosa dia hoe:
Inona no idiran'i Tsimba amin'ny fotsimbary?

Rehefa misy manakiana izahay ka lazain'ny olona mangalatra na mametsifetsy dia mamaly hoe "Ka amin'izao
andron'ny Fahamarinana sy Fahamasinana izao raha tsy milaiso tsy velon-ko olona"
2. koffman ( 15/11/2007 14:15)
Ankanjo manify be ireny = Ravalo
ohatra hoe : Ravalo be ne zany lambanareo zany e!
(Nahatonga an'zany sao de misy tezitra eo satria mangarahara le izy, andron'ny mangarahara e!)

manao rapport sexl = mi-jajam / mi-kotrikotry

misy olona le mody fanina reny, le te hangataka nefa manao zary tenany = manao adala be
(nisy tantine nay zay reefa hanao an'reny izy de tsy maintsy miteny hoe "le adala be, (ohatra) tonga de nentiko nody le zavatra teo" de lasa fiteny ao an-trano le izy)

Patrick Ramiaramanana = vomanga

pot d'adieu = fomban-dRAsoa
nisy naman'ny fianakams Rasoa izay mazoto mande aminay ka isaky ny andeha hody izy de manangana tavoahangy maromaro. De lasa fomban-dRAsoa le izy;
"Inn ary ty mande tsisy fonmban-dRAsoa ty?"

3. ikalamako ( 15/11/2007 19:51)
"fanalana làlana" : voanjo (satria na dia màzana aza ny fiainana tamin'izany dia indraindray mba voanjo iray kapoaka ariary folo no vidiana dia zaraina ho an'ny 5 mianaka hotsakoina hanalana làlana rehefa mi-battre handeha hianatra fa tsy ampy atao billets 5 ho an'ny olona 5 aller retour ny ariary folo).
"tsy filaza" : rehefa misy zavatra kely tavela tsy hita ho zaraina akory anaty vilia fa ilay mba tsy miseho ho tenda-kanina be, dia tsy azo atao ny miteny hoe "iza koa namela io tainy kely tavela io", dia aleo miteny "hoe iza namela io tsy filaza io"
sakan-dramahatra : ireny olona milanjalanja loha ireny (fomba fiteny malagasy mihitsy io ilay hoe miatranatrana hoatran'ny sakan-dramahatra, fa be ny tsy mahay azy dia mba araraotina hifosana :oops:) : ohatra hoe "ity koa toa sakan-dramahatra mandreraka be !"
4. ikaretsaka ( 16/11/2007 00:53)
Ny "morses"
Asio ninja= Andao handeha tsy ankiteniteny!
salaka telozoro= Silipo
manao firaisana= mipondo (mitoto ny dikany @ "fitenim-paritra")
Jiosy= "mainty akanjo fotsy hoditra"!
Arabo= bara misy haka (le teniny hoe "Akhbar" )
manamainty=misotro kafe
mangroul=tsy en forme
solaitra=tratra (au tableau)
Lity=Kaly=sakafo

Ny ohabolana sy fomba fiteny

Mipoapopa-t*y = rehefa ilay andro manga lanitra be ireny nefa frizy be
ty vo T... ozy le mivalana kankana =rehefa sendra zavatra hravy be
sipa midouble park= sipa be fitombenana
a Cote= olona mamo!
MANANI MANANA=Mihinan'ny am... (nidi-kizo)
Hanao 1 mbava= hivalana (rehefa alefa ny rano rehefa avy eo dia ataon'ilay kabony indray mitelina)
5. bozyboleta ( 16/11/2007 04:38)
koffman:
Patrick Ramiaramanana = vomanga


Nenay halloween, fa jereo nge raha tsy sal@ le voatavo refa halloween e!

rakotoniaina=mangetotra, na mi-petyhozy ny vôza, ka i pety rakotoniaina
6. Rasiligaoma ( 18/11/2007 03:08)
mamany= katsa maina dia! (manditsaka atao verlan)
7. Rasiligaoma ( 18/11/2007 03:10)
ikaretsaka:
sipa midouble park= sipa be fitombenana
aie aie aie ... dia ahoana ny ankisisika? aiza ny lalana? eo ampovoany
8. kiadi ( 18/11/2007 11:19)
:-D:-D:-D milay doly ka!! zah tsy mahita ! :-D:-D
9. ikaretsaka ( 18/11/2007 15:06)
tsy mi morse angaha ianareo rehefa ao an-trano, na ny resaka hoe manao ny adidy maha mpivady aza ka tsy tiana ho araky ny ankizy?
10. bioubiou ( 19/11/2007 11:34)
:lol:
dossier be=maimbo be
manao "bou" = mitrangetoum (verlan)
mi gloum, mipotinpotin = rapport sexuel
raha hilaza hoe tsy milay mitsy ohantra lé film dia hoe: tsisy hidirany mitsy izy teo!:-P
11. RyAnona ( 20/11/2007 12:02)
Olona avy any Thailand= ireny Tai ireny
Olona avy any Vietnam= vetin'apango
Allemangne= Rainiboto
Frantsay= Rainivoanjo
Russe= Rotsaka
Turkey=Toraka
Sns..... @ manaraka indray
12. booboo ( 20/11/2007 12:47)
Ny anay indray :

mamorona = mi-caca. Natao ho an'ilay oul adiny 100 ao @ wc fôna ...mety zay angamba vao mamorona lay halatsaka :^):^). Avy teo mety hoe namorona tai-tsokatra na taim-bitro sns :-D:-D:-D. :arrow:

nilaoka akoho = crac crac malaky be ohatra ny fataon'ny akoho :: vao mihaona tondé ankitaingina dia 5s dia vita, mikopak'elatra samy maka ho azy avy teo ry zareo.

miakatra fitsara ambony = ho bedin'ny ray aman-dreny

peter pan = zaza fisainana be

très haut débit = be resaka beeeeeeeeeeeee

silence hopital = moramora fa mankarary sofina

sns kounkou




13. vahiny2004 ( 20/11/2007 13:57)
tapaka ny tsinaiko, misy ho adopter-ko ireto fa tiako be

mitrangetoum
très haut débit
miakatra fitsara ambony
14. ikaretsaka ( 20/11/2007 18:32)
peter pan = zaza fisainana be

salam'nareo ooo hozy ny any spain:°)
15. booboo ( 20/11/2007 19:30)
:-D
16. xxx ( 20/11/2007 21:41)
wentsaklents = milay be
101 = WC, ilay fosse perdue ireny.
sokatra = be fitombenana (sokatry).
taforan-koditra = ilay mitsoka be rehefa mikaly mamay. Ilay molotra izany lasa ohatran'ny taforana mitsy.
sovaly de bwa = ilay slip mihantona boooobaka be ireny fa tsy mba sasana isaky ny avy misolo angamba :oops:
photo femme = sarim-bavy
mpitaty rakitra = be nono. Ny olona sasany miteny hoe kitapo kafe, fa misy ilay fitatazan-drakitra ohatran'ny kitapo kafe ireny dia mpitaty rakitra no hiantsoanay azy.
otran'ah = manja be, hi hi hi. Misy sipa ohatraohatra ahy izay = misy sipa manjamanja izay.
mohaka ny vary = sasao ny vilia.
pipin-tsokatra = kely.

sns
17. bioubiou ( 21/11/2007 05:55)
booboo:

Ny anay indray :

mamorona = mi-caca. Natao ho an'ilay oul adiny 100 ao @ wc fôna ...mety zay angamba vao mamorona lay halatsaka :^):^). Avy teo mety hoe namorona tai-tsokatra na taim-bitro sns :-D:-D:-D. :arrow:

nilaoka akoho = crac crac malaky be ohatra ny fataon'ny akoho :: vao mihaona tondé ankitaingina dia 5s dia vita, mikopak'elatra samy maka ho azy avy teo ry zareo.

miakatra fitsara ambony = ho bedin'ny ray aman-dreny

peter pan = zaza fisainana be

très haut débit = be resaka beeeeeeeeeeeee

silence hopital = moramora fa mankarary sofina

sns kounkou






miakatra fitsarana ambony=au tableau
ravitoto sy hena-kisoa= bon là-bas (ravitoto tratra maraina hono tsara ery dia lasao hoe feuille de manioc poitrine matin BON LABAS):-D

18. booboo ( 21/11/2007 12:16)
otran'ah = manja be, hi hi hi. Misy sipa ohatraohatra ahy izay = misy sipa manjamanja izay.
mohaka ny vary = sasao ny vilia.


xxx > milaaaaaaay beeeeeeeeeeeee reo fa alaiko kounkou :-D:-D:-D:-D:-D

ny anay ndray " kely " = pipi-tsaka

:-D
19. ikaretsaka ( 21/11/2007 17:24)
handeha hipam's: handeha hivoaka alina.. hanao pointe.. boites ( t@ elabe elabe)
20. intello ( 22/11/2007 14:49)
mp3=be resaka tsy mety lany lainga reny
manambanimbany lamozika, manao an'i Laborde tsy ho vazaha= mi sous-estime (misozy)

saribakoly=vao avy misakafo dé mankany @ WC (lé saribakoly azo ampisotroina biberon reny mantsy misy lavaka kely dé vao avy misotro rano tonga dé tatazana @ pô kely livré avec léizy)

gourde be = be nono be

tsakna= sakay

taxi=lé sous tasse fasiana fako refa misakafo (surtout taolan-trondro)

je kanefa ra, manao ze mety = lé tsy alehany reny e!

bemôl = bemolotra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1569