Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy
21. koffman
(
24/11/2007 06:12)
aty à TAmatave ny filazàna an'reny sôlafa reny
sôlafa = ambassade
tonga saina = arriver drapeau
angadrano = fantôme d'eau
taim-bava = caca de bouche:°)
sôlafa = ambassade
tonga saina = arriver drapeau
angadrano = fantôme d'eau
taim-bava = caca de bouche:°)
23. hajasoatiana
(
27/11/2007 19:06)
Mangetotra=mirivotra satria mamoaka rivotra izay niainga avy @ fiteny hoe mikk=mamoaka kk, mipipy=mamoaka pipy.
T.. amin'a...y= may amina tany
Ampitatafika= Fitaka maty pa (teny navadibadika izany e)
Anosizato= anosifantsika (clou=zato=fantsika)
Manao firaisana = Nanao fitiavana
Tonga fotoana (règle) = petsapetsa marikoriko
Andao hanao= andao hifankatia
Mampirafy = mizara fitiavana
Izay aloha fa tsy tadidy ny sasany raha tsy miteny e.

24. DotMG
(
28/11/2007 09:53)
Rehefa misy zavatra manaitra ka mampingoso dia mihiaka hoe Kenda i Ndrema.
Segment an'i Doda: ilay kavina boribory be savaivo ireny.
Mofo dipaina: Sipa (Mofo dipaina efa any anaty haron'olona mbola patiana ihany, izany hoe sipa efa mampiaraka mbola arahi-maso ihany)
Silikaonina: Nono.

27. ikaretsaka
(
29/11/2007 20:28)
hidedy= hanao firaisana ara nofo!... D mifanova @ L rehefa manao teny tandrefana (cf ny lesona malagasy taloha)