Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
31/01/2005 08:48)
mba velombolo indray ny football eto amin ny tanana
Resin ny USCAFoot izay tompon dakan i Madagasikara tamin ny isa 4-1 ny tazanianina teo amin ny fiadiana mandroso ny tompon ny amboaran ny afrika eo amin ny lalao voalohany hifanitsanana :D
http://ww...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 02/02/2005 09:23
sipagasy
(
30/01/2005 19:27)
re7 na koba
:idea: miarahaba é!, mba misy mahay mandrehitra tsara io jiro io ve??? hihihih izao é! , mitady\"recette\" fanaovana koba aho, sao dia mba misy afaka manampy, misaotra mialoha :-* ...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/04/2005 06:42
mahajilo
(
30/01/2005 18:23)
vakodrazana, tsy hita intsony
samy variana amin\'ny dihy avy any am-pita...Inona no tokony hatao?...
tohiny
novalian'i tsangana ny 09/09/2005 20:56
mahajilo
(
30/01/2005 18:10)
Matos be, fitaovana isan-karazany
Tena ilaina ireo rehefa manao, sady tian\'ny vehivavy rahateto. Azo heritreretina ve izany?...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 08/07/2005 20:42
booboo
(
30/01/2005 17:51)
noho ny finoana
Narary ny foko raha nandehandeha t@ asabotsy teo namaky boky teny an-dalana teny momba ny lapidation des femmes sy ny pendaison publique misy any Iran ( miaraka @ sary :{ :{ :{ ). Nisy ado vao 16...
tohiny
novalian'i sonwin ny 15/03/2005 14:43
rainiboto
(
29/01/2005 02:51)
propriété privée
Raha izao ny fandehany ry zareo dia toa angamba ho lasan-dRa8 daholo i Madagasikara iray manontolo.
Aza gaga any aoriana any raha tonga any Dago ianao ka hoe vao eo Ivato dia mahita soratra hoe \"p...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 06/02/2005 00:19
poon
(
29/01/2005 00:35)
aza kivy
aza mba kivy izany @ fitiavana....
tohiny
novalian'i pitchou ny 06/03/2005 18:07
hery
(
28/01/2005 09:34)
Logiciel mi-demix :-)
Iza kay no mahalala logiciel izay ahafahana manasaraka ny pistes amin\'ny hira anakiray? Misy an\'ilay DJ ireny rehefa manao re-mix toa mahavita manala ny feo sasany ao amin\'ny hira dia manampy filir...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:00
spidherimanina
(
28/01/2005 08:55)
sarobidy ny.....fotoana
Sarobidy ny fotoana , nefa indraindray lany andro ihany isika rehefa hifindra avy @ namana .serasera ho @ forum ohatra na tononkalo na tahiry SATRIA VOATERY MANAO PSEUDO SY TENY MIAFINA INDRAY! Tsy az...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:51
mandrikana
(
28/01/2005 06:49)
Ezaka farany.Misaotra
Lasa faharoa ny croisiere AM fa tokony mbola hanao ezaka isika satria ny 28 janvier tsy fantatro na inclus na tsia.
-Clique et souris ! de l\'EDHEC
10.8% ( 2936 voix sur 27197 )
-Croisière AM de ...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:34
mandrikana
(
28/01/2005 06:47)
Ezaka farany.Misaotra
Lasa faharoa ny croisiere AM fa tokony mbola hanao ezaka isika satria ny 28 janvier tsy fantatro na inclus na tsia.
-Clique et souris ! de l\'EDHEC
10.8% ( 2936 voix sur 27197 )
-Croisière AM de ...
tohiny
fijo
(
28/01/2005 00:12)
NOFY
jereo fa misy tantara nosoratan\'ny namana sechat ao,mikasika ny ANDAFY.ary nahatsapa tena aho fa dia tena niainako io tantara io ,ary marina ka asa raha mba toa izany ianareo...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:41
fijo
(
27/01/2005 23:49)
aiza?????
maro ny namana ato no tsy heno intsony.fa aiza aby e??
ry donemaskita,mimich,sy ny maro sasany.sao mba misy mahalala ny misy azy ireo e?...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 22:18
xxx
(
27/01/2005 21:07)
Foto-kevitra Voajanahari
Miarahaba antsika rehetra.
Hono hoy aho, mba ahoana sy ahoana ny hevitrareo @ ity foto-kevitra Voajanahari ity izay tarihin\'ny Olombelo Ricky sy Dama satria angamba misy azo raisina ihany raha oha...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 22:33
miarantsoa
(
27/01/2005 16:31)
LASA DIHY FOTSINY SISA NY ARTS MARTIAUX ANKEHITRINY
Fa maniona hoa ho no toa lasa karazana dihy fotsiny sisa ny arts martiaux ankehitriny :
ny kata artistika , ny\" tao \" ranolava amin\' ny kung - fu, ny capoera dihy ny ankamaroany , ny Taekondo da...
tohiny
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:40
felampaiso
(
27/01/2005 10:52)
Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
Eto am-piandohana dia tsy resaka fanavakavana no tiana hatao eto ,fa resaka niseho teny am-pilaharambary izay nataon\'ireo olona voatanisa eo ambony ireo: nafana dia ady hevitray fa ny antsika mpinama...
tohiny
novalian'i felicia ny 12/04/2005 02:04
eisy
(
27/01/2005 10:15)
Tonga de miditra an-tranon\'olona de mandroba sy manambana basy
Ahoana ndray ny heritreritrareo amin\'ilay tranon\'ny tera-tanny vahiny karazana masoivoho nisy niditra iny e!
Tany Mandroseza ny tantara (aty Dago zany ) de niditra ry lerony , nambanany basy ny sol...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:57
nikopol
(
27/01/2005 09:23)
Mila komentera
Savoir où vous voulez aller, qui vous voulez devenir, c\'est votre meilleur atout.
........
tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:04
lanto
(
27/01/2005 07:28)
mofo maina
Inona daholo no azo atao ny mofo maina ? (ankoatry ny ariana :) )...
tohiny
novalian'i booboo ny 30/01/2005 17:54
mandinika
(
26/01/2005 23:32)
Maninona kay ianareo lehilahy?
Maninona kay ianareo lehilahy ato @ serasera raha vao mba sympa aminareo le sipa dia ny mikoty avy hatrany no ataonareo na tsy mbola hitanareo akory aza ny sariny. Tsy ny lehilahy rehetra ato akory an...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2005 14:57
