mba velombolo indray ny football eto amin ny tanana

1. ravatorano ( 31/01/2005 08:48)
Resin ny USCAFoot izay tompon dakan i Madagasikara tamin ny isa 4-1 ny tazanianina teo amin ny fiadiana mandroso ny tompon ny amboaran ny afrika eo amin ny lalao voalohany hifanitsanana :D
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=29146&d=2005-01-31
2. sinoakely ( 31/01/2005 09:37)
Ny hirariana dia ny mba ho lasalasa amin\'izay fa tena nampalahelo ny teo e!
3. chuan ( 31/01/2005 13:23)
Ny vokatra alou d`efa tsara ary mahavelombolo ! ny zavatra hitako matetika am`sport eto amintsika de le esprit combatif ! ekena fa tsy ampy ny sakafo , ny fitaovana , ny motivation isan-karazany kanefa na izany aza le esprit combatif-ntsika sy ny hakingana kou mila hamafisina betsaka mihitsy hamenoana ny banga eo am`ny hakelezan`ny vatana ! ny fandresena eo am`fifaninana manko dia matetika kou kestion d`attitude . Ny tanjona mila ampiakarina ambonimbony kokoa nohon`izay efa fanao andavanandro satria ny adversaire de mivoatra andro aman`alina ka tsy maintsy manaraka na mihoatra an`izay mihitsy ny fivoarantsika raha tiana ny hahazo vokatra tsara ! Hoy ny fitenenana hoe \" Izay adala no toa an-dRainy \" .
4. zakilinina ( 31/01/2005 21:06)
Mba manaova fiezahana kely re ry chuan.
Inona izao no soa azonao amin'ny fanoratana ny "kestion" : sady tsy nahazo firy tamin'ny fanafohizan-teny no sady tsy vazaha no tsy gasy. Raha mamaky an'io izao ny havana vao mianatra teny gasy dia hampiasa an'io "kestion" io.
Izay tia ny tanindrazany tia ny tenin-drazany.
Efa nandresy izany ny USACAFOOT ka andeha mba handresy koa ny taninsrazana, dia isika mianakavy izany.
5. lo ( 01/02/2005 03:36)
fa le resultatsn-'ny usjf kou nge tsy azo lazaina ratsy e, manao 2-2 any antanin'ol zany efa zavadehibe. Ny nampalahelo kely fotsny d efa nitarika 2-0 ry zalah no tratra :(
6. ravatorano ( 02/02/2005 09:23)
lo>marina letsy aloha ilay resaka usjf resahan elah fa nanao sahala rylerony nefa nitarika d ohatran ny we hadino :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5381