Logiciel mi-demix :-)

1. hery ( 28/01/2005 09:34)
Iza kay no mahalala logiciel izay ahafahana manasaraka ny pistes amin\'ny hira anakiray? Misy an\'ilay DJ ireny rehefa manao re-mix toa mahavita manala ny feo sasany ao amin\'ny hira dia manampy filirony...
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:00
2. delong003 ( 28/01/2005 10:21)
salut,
jereo fa misy Logiciel zany Melody Asisstant no anarany.
Andramo fa mety hanampy anao.
a+
Delong
3. ikaretsaka ( 28/01/2005 13:49)
Pro tools letsy ra hery an.. imbattable
4. drtriniti ( 29/01/2005 07:05)
Salut!
Tena misy be dia be ireny amin\'izao. Andramo ampiasaina hoe ny \"Sound forge\" (Misy karazany betsaka io) na CakeWalk koa

Misaotra!
5. vegas ( 29/01/2005 09:00)
hiova taranja nga ra hery?
6. tafita ( 29/01/2005 10:02)
:D Ny ana injay rey ry Dona de io lazain\'i Ikaretsaka io no hitako fa tena milay.. De rehefa mba mahavita hira i toi de mba ampidiro ilay hoe \" Nofiko hono , tonga saina tampoka aho..... \" zany an
Mahereza ary e
7. hery ( 29/01/2005 12:22)
Tsy ho anah zay kah. Misy oul manontany ahy manokana dia eto no hitadiavako azy :-)
8. ikaretsaka ( 29/01/2005 17:02)
hihihi tsy matiko lolo manko izany hoe DJ hery de rome izany :wink:
9. fbi ( 29/01/2005 23:03)
tsy misy logiciel midemix tanteraka izany ra-hery fa tsy maintsy azonao ny mix original a

10. ikaretsaka ( 30/01/2005 02:43)
tsy demixena ange ry FBI fa mampiasa fiak dia ahena fotsiny ny deo manodidina dia ilay tena ilaina no asongadina e!
atao copy paste bedebe ao anaty tracks ny fika fanaovana anazy dia amboarina hoe eliminena izay feo tsy tianao hisongadina (ohatra hoe ataonao ambanyny feoana mozika @ iny dia amin\'ny track hafa esorinao ny feoana aponga!)
asabe aloha ilay izy dia mila kle be koa
fa marina io voalazanao io hoe tsy maintsy azo aby ny track original raha tena te hikandra mix
11. fbi ( 30/01/2005 19:29)
ikaretsaka efa nandramanao ve sa theorique fotsiny noteneninao .Iza aloha dia migarantir à100pour100 fa tsy mety e.ohatranèny lasopy io e raha azonao ny manala tsirairay ny ingredients nalefanao tao dia hamerina ny karaoty ho karaoty dia ny ovy hiverina ovy
dia mora kokoa zany mi eclater audio en stereo
ho multi raha midi dia d\'accord aho,
fa mba omeo ilay recettes raha misy mahatafavoaka e.
12. fbi ( 30/01/2005 19:29)
ikaretsaka efa nandramanao ve sa theorique fotsiny noteneninao .Iza aloha dia migarantir à100pour100 fa tsy mety e.ohatranèny lasopy io e raha azonao ny manala tsirairay ny ingredients nalefanao tao dia hamerina ny karaoty ho karaoty dia ny ovy hiverina ovy
dia mora kokoa zany mi eclater audio en stereo
ho multi raha midi dia d\'accord aho,
fa mba omeo ilay recettes raha misy mahatafavoaka e.
13. ikaretsaka ( 30/01/2005 20:04)
efa nandramako.. tsy heo mety 100% fa efa afaka aloha.. ary mivoaka tsara lavitra noho ilay logiciel ana demix ana dj ireny aza.
enregistreo le izy @ track 1 de ataovy copy paste @ track bedebe
de muteo @ zay ny track sadany afa tsy le 1 de avoahay sound processor ohatra hoe mark of the unicorn na quantum2 na tsy haiko
fa mivoaka
14. ainakelyio ( 31/01/2005 07:27)
Eny, mety ho marina ny anareo; fa izao iza no manana dia mba omeo fotoana ahahafahana miara manao essai ilay izy, ka raha mety dia OK! , efa nahita iray aloaha hatreto dia ny çubase 04 ka vao hanao fanandramana @\'ny alakamisy é :roll:
15. fbi ( 31/01/2005 19:04)
tsy mahavita ilay ilainao ny cubase na sx aza fa andramo ihany e.tsy maintsy azo ny original vao
mety na ,ny frequence ao anaty instrument rehetra anie mifanitsaka e.tsy misy logiciel mahavita midemix izany ka hoe hadio tanteraka mety ny vocal
à 1khz no mety ho voavaka fa zany ary mbola suspense . :wink:
16. ikaretsaka ( 31/01/2005 19:18)
gravy aloha e.. fa rehefa zatra io migafy frequence io dia mba elimine ihany.. fa a 75-80% fa tsy 100%
fa rakofana ilay feo hi mixena azy io dia voa truque! 8) :wink:
ady gasy ra fbi a!
17. fbi ( 31/01/2005 19:36)
raha izay ndray dia mety daholo zany ady gasy ko na tsy mety aza dia mety foana
18. fijo ( 31/01/2005 22:19)
izay ny gasy e.ranontsavony mahasolo looked,savony sy tany mena mahavita soudurena reservoira laoka.
19. mihanta ( 02/02/2005 18:35)
tia karokaroka ny gasy,sady mandaitra foana le teknika gasy an
20. fijo ( 02/02/2005 22:32)
404 aza mbola velona any ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1021