Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tomJoad ( 09/02/2005 08:13)
Fanontaniana hira
Misy hira slow kaiamba manja be izay mba tiako ho fantantra ny lohateniny sy ny mhihira azy . sarotra ny manazava hira @ soratra , tsy dia azoko loatra ny teny rehefa heniona ilay hira raha tsy izany ... tohiny
hery ( 09/02/2005 07:53)
Googlé an :-)
Etsy kely angé e! :-) Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Goog... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:09
fijo ( 09/02/2005 05:27)
tapaka
namaky tribune aho wa ry zareo dia nahita ilay zavatra nitranga tany mahajanga.dia lasa ny saiko hoe fa ny bandy tokoa ve no tsy mahatanty ampirafesina sa ahoana?fa raha io nitranga io dia ny sipa no ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:49
dondrona ( 09/02/2005 02:11)
ENAM
refa tsy afa-panadinana ny dondrona dia migrevy sy mitady hanala ny tale jeneralin'ny sekoly ENAM. refa atao atosi-potsiny misondrotra kilasy indray dia be style hoe sortants ENAM. Ireny no karazan'o... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2005 08:46
rambo ( 09/02/2005 01:20)
Mitovy ny orinasa Procops sy ny Magro, ny Décagon sy Alma
EXPRESS DE MADAGASCAR “Mitovy ny orinasa Procops sy ny Magro”, hoy Daniel Ramaromisa Tsy re feo tato ho ato ny filoha nasionalin’ny Vahoaka vanona sahy vonona (VVSV). Ity antoko ity moa di... tohiny
Dezy ( 08/02/2005 14:41)
tonga tany dago ny bozolé nouveau
nisy bandy 17 ans teo mpatory eny andalana eny isakiny alina ary tia misotro divay .Isak'ariva lery katry fona tsy maray tena.Nisy pelaka mamba be kosa nandalo ndray hariva tonga de nanao zay nataony ... tohiny
novalian'i loum ny 03/04/2005 20:42
sechat ( 08/02/2005 14:04)
himeme kely ndray aloha kah!
Qu'est-ce qui est tout rouge, tout bouffi et qui sert plus à rien ? - Boris Elsine. Le Petit Pierre revient de l'école et demande à son père : "Papa, j'aurais besoin de tes lumières. ... tohiny
novalian'i kelou ny 13/04/2005 14:08
booboo ( 08/02/2005 13:52)
fotoan-gasy
Ity raha ity nazavaina anà dé zaraiko fotsiny. Ny antony nahatonga an'io oun, dia satria t@ andron'ny Ntaolo dia tsy ny ora ahatongavana no ava-dehibe fa ny ora hiaingana.( Ohatra hoe @ 2 izahay... tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 20:31
sechat ( 08/02/2005 13:48)
hum hum tandremo zany an!
Un ministre épouse une femme qui a déjà été mariée dix fois. Pendant leur nuit de noce, elle lui glisse a l'oreille : - Sois doux avec moi, je suis toujours vierge... - Comment c'est pos... tohiny
sechat ( 08/02/2005 13:39)
Tout sur tonton laden
Une maitresse d'école se prépare à sa prochaine leçon. (tsy mumu io an! sô de misy miadaladala eo ndray!) :lol: - Aujourd'hui, les enfants, nous allons voir les animaux migrateurs. Est-ce que... tohiny
novalian'i Fanja1 ny 08/02/2005 15:07
joda ( 08/02/2005 11:36)
PAOSITRA MALAGASY .....
eee eee mbola mitohy ihany ny fanokafana ny courrier ary olona ao @ aéroport ao ivato no manao ny opération mba mila jeéna fa tsy lasa mihintsy..... tohiny
novalian'i Titina1 ny 21/05/2012 17:20
felampaiso ( 08/02/2005 11:15)
fivavahana @ soavaly, finoana soavaly....
maraina ny andro dia samy miala ao an-tranony avy izahay sy rafilipo mivady ,isa-maraina dia mifandrangitra foana satria ny anton-dian'izy mivady dia hilahatra atsy @ kiosque fangalana torohevitra @ c... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/02/2005 13:39
joda ( 08/02/2005 07:57)
MALAZA BE....
MISY IZANY DG NA ONG IZANY TRATRA NANAO VETAVETA NIARAKA TAMINA VEHIVAVY TELO MISY AFAKAMANAMARINA IO VE ARY INONA MARINA NO NISEHO... 8-) 8-) ... tohiny
reallibee ( 08/02/2005 05:00)
AmbondronA foana e!!!
:D Fantatrareo v fa andé anao fampisehoana any ivelany ry AmbondronA @ iny volana martsa oavy iny? Efa akaiky lé izy fa ry zalahy tsy miteniteny o! Sahirana @ fikarakarana visas angamba koa!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 21:34
ikaretsaka ( 08/02/2005 01:38)
architecture gasy
ao isika samy mba miteny trano na villa na building na tetezana sns... any madagasikara ka nanatra azy hoe? hoe tsara ny architecture ny ka voasintona ny maso?? ohatran'ny tsy mpanao an'izany m... tohiny
tstsn ( 07/02/2005 23:06)
I Ra8 hanome raozy an'i Celine @ St Valentin
Dia ahoana hoy ianareo raha iny hono Ra8 mandefa raozy tena milay be ho an'i Celine Ratsiraka amin'ny Valentin ?... tohiny
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:42
playlista ( 07/02/2005 16:52)
bikina ono le joba!!!
raha sendra bikina ve le joba de tsy maintsy vadina? nefa joba tsy tiana akory!!!izy nefa tsy mety anala zaza !aona ny hevitrareo amizany?... tohiny
novalian'i Naliy ny 07/09/2005 07:03
nikopol ( 07/02/2005 16:46)
homéopathie
mba misy mampiasa anio ve dia mandaitra ve le izy?... tohiny
xxx ( 07/02/2005 16:45)
za te hiteraka nefa izy tsy mety
Mba ahoana akia ny hevitrareo fa izaho efa mba te hiteraka fa izy milaza fa tsy mbola vonona amizany? tsy tia ahy ve izy sa ? Mba ataovy serieux le resaka azafady ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:38
nikopol ( 07/02/2005 12:01)
cadeau st valentin
inn ny kadô tsara omena aminy st valentin ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8465