tonga tany dago ny bozolé nouveau

1. Dezy ( 08/02/2005 14:41)
nisy bandy 17 ans teo mpatory eny andalana eny isakiny alina ary tia misotro divay .Isak'ariva lery katry fona tsy maray tena.Nisy pelaka mamba be kosa nandalo ndray hariva tonga de nanao zay nataony t@ le bandy 17 ans de nony vita zay nataony de nametraka vola izy.
Ny ampitso maraina taitra le bandy kely nahita lay vola sady tsy tonga saina,lasa nakany @ bar falehany de ny komandy divay de hoy lay mpivarotra
-enao nga tsy mba hanandrana bozolé nouveau?
de nanandrana lery de tiany le divay
Ny harivan'iny mbola katry lery, ary mbola tamana ihany lay pelaka de nandalo sady mbola nametraka vola .Ny maraina lery lasa bar njay . nanditriny 3andro nitovy ihany, saingy ny faha 4 andro ,tany @ bar lery de hoy lay barman
- bozolé nouveau ??
de hoy le bandy namaly azy
-an3, aleo ihany lazany Betsileo fa ny bozolé nouvaeu nareo mankarary vody
novalian'i loum ny 03/04/2005 20:42
2. sweetpastry ( 08/02/2005 14:49)
aza mba mamo ihany fa ataon'ny oul an ty rehetra ity na de lelà aza! hihihi
3. Iriniaina ( 08/02/2005 14:53)
:-@ =))
4. Fanja1 ( 08/02/2005 14:59)
tsssssssssssss
5. chipie1 ( 08/02/2005 15:07)
:-@
6. booboo ( 08/02/2005 16:25)
=))
7. sonwin ( 08/02/2005 16:29)
=))
8. yonikafopl ( 08/02/2005 21:00)
hihihihihhhihih
misotroa ihany toaka zareo an!!
9. fijo ( 09/02/2005 00:07)
yonika kosa tsssssn ny anay anie roma e
10. mumu ( 09/02/2005 10:56)
=)) =)) =))
11. Nananie ( 09/02/2005 11:33)
Tapaka ny tsinaiko =))
12. sweetpastry ( 09/02/2005 12:54)
fijo> roma inona?
13. majakely ( 09/02/2005 13:19)
=))
14. sechat ( 09/02/2005 14:26)
=D> =))
15. booboo ( 09/02/2005 15:12)
roma vaovao koa angambany ! =)) =)) =))
16. vegas ( 09/02/2005 19:33)
na de tsy te hitsiky aza lasa tafitsiky kely mintsy :)
17. Nananie ( 11/02/2005 12:39)
Fa manin kou no tsy te hitsiky Vegas? :?:
18. Ramaso ( 12/02/2005 07:17)
mbola mamay ny fetombenany fa voky bozolet!
19. vegas ( 12/02/2005 14:22)
Nananie> efa reraky ny tsikitsiky androany tontolo ny takolako tsinn ko.
20. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:56)
Ramaso:

mbola mamay ny fetombenany fa voky bozolet!

o ry vegas an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615