architecture gasy

1. ikaretsaka ( 08/02/2005 01:38)
ao isika samy mba miteny trano na villa na building na tetezana sns... any madagasikara ka nanatra azy hoe? hoe tsara ny architecture ny ka voasintona ny maso??

ohatran'ny tsy mpanao an'izany manko isika nefa bedebe ihany ireo trano miorina etsy sy eroa ...

sady isika tsy mba manana magazines ohatran'ny vazaha hoe
fa (architectural digest, l'architecture d'aujourd'hui. singapore architect, australia design sns..) izay y ampisehony ny trano sy ny villa sy ny tetezana milay be sy vita ao amin'ny tananany.
sady toa tsy manana boky momban'izany isika

ka ao hoe samy miteny mba angalana idee?

ny ahy t@ mbola kely dia ny nahafinaritra ahy de ny hotel de thermes any Bira. le vao mahita azy ngooozane sy le izy ohatran'ny chateau t@ izany de oooo !

dia avy eo ny lycee galieni hoe trano ngozabe mitezotezo miantona eo ambony vatolampy!/ de ankatso koa fa zao izy efa miha simba !

de taty afara dia mahafinaritra ahy ko ny mitazana ny tranondry mopera pedro milahadahatra eaha tazanian ery atampon'ny fanaovana course de cotes

dia ny lycee frantsay vaovao koa!

2. lo ( 08/02/2005 03:02)
le pont suspendu any am lalana mankany mahajanga io no tena manaitra ahy, tô we architecte vavy angalisy zany no nanao ny conception'izy io tamzany ono.

D le chateau an'i F. Ravony any vohipeno kou milay b.

d ankoatr'zay misy trano gasy zay ary antampon'itaosy ary, tsotra nefa tena tsara sy manintona ny maso
3. Iriniaina ( 08/02/2005 10:41)
lifre eo ambatobe
4. sechat ( 08/02/2005 11:14)
le tranon'le 4mi eo ambonin'ny tunnel ambanidia. mba nahavariana ana ny nampateza azy. :-*
5. booboo ( 08/02/2005 12:04)
ny anà indray lé trano betsileo ngôda beeee reny : ny lavarangana, ny tafo, ny filahatry ny varavankely.
Raha tsy zay indray dé ny trano any Fihaonana ( Mahitsy ): ny filahatra sy ny pôzin'ny briky ampiasaina dé ny pôzin'ny trano koa
Dé ny tamboho taloha tany Imerina koa kay saika hadinoko
6. Nananie ( 08/02/2005 12:14)
Fa jereo marina anie fa ny lifre sy le pont suspendu mbola conception an vazah ihany e!
Mety we ny moyens ampisehona anie no tsy misy ry Ika e! Fa ny fahaizana ao ihany.
7. ikaretsaka ( 08/02/2005 13:37)
ka tsy maninona anie iznay ry nanaie e..
ogatran'ny hoe ny piramide ao louvre dia architecte sinoa no nanao anazy fa indraindrain-dry zareo
rehefa tsara le concept la voaorina any @ tanana ilay izy na gasy na vazaha na zapone ny concept sy ny tompony dia tsy maninona fa lazao aby ka
8. zakilinina ( 08/02/2005 21:23)
Ary lé arsitekitora kaoréana ao Mavoloha ve mba tsara ?
9. ikaretsaka ( 08/02/2005 21:39)
raha tian'i zaky de mikoty!

tsy voatery hoe architecture style gasy na concept gasy fa na trano moderna aza an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115