Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fmr ( 21/02/2005 09:08)
mino sa tsy mino
inona no mahasamihafa ny mino an'Andriamanitra sy ny tsy mino an'Andriamanitra satria samy ho faty daholo ihany ?... tohiny
fmr ( 21/02/2005 08:57)
francis turbo : mihira dia manao hatsikana veta
malalaka ve ny sehatry ny zavakanto eto mada ? dia avela hanao zavatra manafintohina toy ny fampisehoana veta nataon'i francis daholo ve ny artista gasy.Mety ho zakan'ny vazaha tokoa ny ataon'i jean... tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2005 22:11
naritsimba ( 21/02/2005 07:38)
FAMPIANARANA KABARY
ARARAOTY! ARARAOTY! FAMPIANARANA KABARY Efa misokatra izao ny fampianarana Kabary izay iandraiketan'ny Sampana FI.MPI.MA Ambohipo HANITRA NENTIN-DRAZANA eny @ Fiangonana FJKM Ambohipo. -Ny fisor... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2005 00:17
masinaB ( 21/02/2005 04:35)
Ny ho avin'i Madagasikara
i pasitera aloha dia samy mahafantatra isika fa samihafa ny tondron'ny vavany sy ny zavatra ataony. Tsy asiako komantera ny amin'iny. Raha mandinika ny tantara anefa aho dia toa mahalasa saina ihan... tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 22:12
intelligenzia ( 20/02/2005 22:50)
avoahy ramaso eee. lol
nandalo teto anga ramaso fa toa voafafa tanteraka ilay resaka k7 vidaka? :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 21:42
maditra ( 20/02/2005 04:11)
maditra vs maditra
Zah misy fanontaniana momba an'ilay karajia. Raha mba nitsidika ny chat zah tamin'ny omaly, ka saika hampiasa ps-ko(maditra), dia lasa anonyme satria hono efa misy manana io ps io ao. Lasa eritreritra... tohiny
novalian'i welie ny 02/03/2005 20:40
tsaragasy ( 20/02/2005 03:41)
tokony atao batemy\batisa ve ny zazakely menavava
araka ny hevitrareo izay mahalala tokony atao batemy\batisa ve ny zaza raha mbola kely. Satria mantsy araka ny voalazan'ny baiboly hoe:"mino zay vao atao batisa", nefa ny zaza tsy afaka hino, ary na f... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 11/11/2012 11:33
Lallah ( 19/02/2005 20:04)
Vocation à Caractère Économique
Est-ce possible ? Choisir le chemin pour [b]soit-disant [/b]servir davantage Dieu, en profitant tous les intérêts personnels en particulier les bien matériels, en abandonnant le service au derni... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/04/2005 02:59
joda ( 19/02/2005 14:25)
fa maninona kay ny vehivavy nomenatra
fa ùmaninona kay ny vehivavy no menatra raha toa ka ingain'ny rivotra ny zipo dia hita ny slip e tsy azoko... :idea: ... tohiny
novalian'i tsotsoa ny 14/07/2005 07:41
intelligenzia ( 19/02/2005 14:06)
voambolana gasy
aterineto (internet) tranonkala (network/reseau) mpanamory (driver/pilote) kankana (worm) biby kely (virus) solosaina (ordinateur) takoritsika (chat) totozy (souris) varavaran-kely (windows) ... tohiny
novalian'i DotMG ny 06/03/2005 09:01
tstsn ( 18/02/2005 20:30)
1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany
1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany. Miaiky ny manampahaizana fa dia misy tokoa ny far'andro. Araka ny fanambaran'ireo manampahaizana mitsikilo iny habaka iny.... tohiny
novalian'i pitchou ny 06/03/2005 18:31
tstsn ( 18/02/2005 20:28)
Mbola tsy hihena akory ny vidim-bary
Raha mba nianoka ny olona fa tsy dia nisy ny rivodoza mpanimba ny voly tamin'ireo toerana mpamboly vary. Dia izao ao anatin'ny fiterahan'ny vary mihintsy no mihantona ny orana. Koa dia atahorana hamot... tohiny
ainaheri ( 18/02/2005 15:05)
JP II
[b]Natao resabe teo @ fahitalavitra na ny gazety ny tsy fahasalaman'ny Pape JPII sy ny fahanterany raha araka ny hevitrao rariny ve izy ra ametrapialana noho zay antony zay? Eny=ny,Tsia=hazavao ary!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:50
majakely ( 18/02/2005 13:24)
Akory aby e!
Mitady olna avy à Mananjary na efa tany Mananjary aho fa Mmanigny !Valio jaho marô ...... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2005 08:51
intelligenzia ( 18/02/2005 08:48)
tsy misy ny tahiry insuline ho an'ny diabetika
fa maninona ny insuline no salama irery no mpamatsy azy? nanaiky izany hatramin'izay ve ny amadia? ary ahoana hoy ny pharmaciens sao koa dia sanatria mifono politika fanapotehana vahoaka sahala amin'n... tohiny
novalian'i cocorie ny 21/06/2005 21:50
xxx ( 18/02/2005 01:16)
tsy misy lohateny
[img]http://www.lagazette-dgi.com/v2/images/sans-sommation-592.jpg[/img] :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pitchou ny 18/02/2005 20:32
yonikafopl ( 17/02/2005 21:59)
Efa voalahatra ve ny andro hahafatesana??
Nahalasa saina ahy ihany ny zava -nitranga taty aminay ny andron'ny saint valentin, nahafatesan'ny praiminisitra libanais t@ attentat . Misy namana Gasy manko miasa ao amin'ny zanany, ka nifampiresak... tohiny
novalian'i annie ny 08/04/2005 22:30
joda ( 17/02/2005 15:06)
ahoana no ahalalana fa misy virus ny ordinnateur 1
inona no zava miseho ary inona no tokony ho atao afaka mitélécharger antivirus ve oh norton na bitdefender etc...merci :oops: :oops: ... tohiny
novalian'i blondin ny 31/03/2005 14:38
eisy ( 17/02/2005 12:51)
150ar ka hatramin'ny 500a ny volan-jaza azon'ny Mpiasam-panj
Heritrereto hoe ireo no vola azon'ny mpiasam-panjakana izany raha mitokona tsy miasa hitaky zavatra. Volan-jaza anefa no anarany (azo isam-bolana io a) Io manko sisa no azon'izay mpiasam-panjakana re... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:01
LMA ( 17/02/2005 08:17)
rencontre anciens du LMA le 30 avril 2005 !
Bonjour à tous, Une soirée est organisée par et pour les anciens (élèves, profs, administratifs, SN) et amis du LMA ce 30 avril en région parisienne. Ambiance assurée. Préparez et réservez... tohiny
novalian'i sonwin ny 15/03/2005 15:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2632