Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naritsimba
(
03/03/2005 09:07)
RAMOSE sy ny MPIANANY
Tao an-dakilasy no niseho ny tantara.
Nisy mpianatra iray Balita no anarany, vao misokatra ny vavany dia miteny ratsy foana izy.
Nanontany Ramose :
Ramose: Milaza anaran-javatra manomboka @ F..?
B...
tohiny
chipie1
(
03/03/2005 08:56)
Bachelor
iza ianareo no mijery anilay "Bachelor" aminy M6 ? ahona no mba kômentera nareo aminilay izy ? :lol: ...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 27/04/2005 16:50
fijo
(
02/03/2005 23:24)
ny fifandraisantsika namana ato
fantatsika rehetra nisy olana ny namana sasany tato teo ary dia nisintaka mihintsy iwy noho izany
mino aho fa maro no tsy nankasitraka izay zavatra nitranga izay ka mba hialana amin ny tsy hiverenany...
tohiny
novalian'i iartistika ny 09/04/2005 12:37
Ovybe
(
02/03/2005 16:59)
Mpangaro-paosy
Raha nisy nangarona ny paosinao dia inona no mety hataonao ?...
tohiny
novalian'i iartistika ny 19/03/2005 17:54
bichette
(
02/03/2005 08:26)
produits anti-age, anti-ride
rehefa firy taona marina no manao anti-age ? ny anti-ride ? misy pub mantsy toa mbola tanora dia manao anti-ride ...
araky ny fantatro dia a partir de 30 na 32 ans no manao anti-age fa any amin'ny 5...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:31
booboo
(
01/03/2005 22:49)
fanabeazana aizana
Alefaso aby hoe ny hevitry ny tsi-1-1 manoloana ny fampiasana méthodes ( tsy methode lé namana ato a hihihihihi) contraceptives. Tsy araka ny noeritreretiko fa tena mbola maro kay ny réticentes bee...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 23:38
vegas
(
01/03/2005 17:08)
Havambady
Betsaka ny manilikilika ny havambady rehefa maty ilay vady. Ahoana ny hevitrareo? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 23:34
watafon
(
01/03/2005 06:02)
Olana ao @ Tsaty !
Faly miarahaba antsika rehetra mpiserasera ! miantefa @ ireo mpikarakara sy tompon'andraikitra ato @ serasera angamba ny zavatra tiako holazaina e !saika hanontany aho hoe misy olana ve sa tsy mandeha...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:44
hery
(
28/02/2005 23:32)
Ny fahalemena koa harena
Eritreritra nandalo teny ambony bus :-) Sendra nisy rangaha henoko niteny t@ teny italiana hoe Deboleza dia niezaka nitady aho hoe inona no tena dikany... dia hay fahalemena.
Harena koa ny fahalemena...
tohiny
novalian'i pitchou ny 12/03/2005 16:54
hery
(
28/02/2005 15:08)
Ny site-nareo
Takelaka mahaliana... Ary maninona raha samy manome ny site personnel-ny eto daholo indray e.... izay manana ohatra? Misy hitako manana blog manja be hatry ny ela any ho any :-)
Tsy ny endriny no ...
tohiny
novalian'i kozikely ny 17/05/2005 12:37
hery
(
28/02/2005 07:52)
Chat : Ireo mafana fo indrindra :-)
Raha toa ka tianao ho hita ireo mafana fo indrindra tao amin'ny chat.serasera.org tamin'ity volana ity dia http://serasera.stats.botstats.com/top-monthly-words :-)
Statistika hafa mahatsikaiky indr...
tohiny
novalian'i Rabossa ny 15/07/2005 13:31
hery
(
28/02/2005 07:27)
Lalàna vaovao fidirana sy fipetrahana ao Frantsa
Hafatra nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org
-----
Entrée en vigueur du nouveau Code de l'entrée et du séjour
des étrangers et du droit d'asile ce mardi 1er mars 2005.
Ce nouveau Code ...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:55
jiego
(
28/02/2005 06:49)
couleur de l'écran
Ahona ny hatao raha ohatra ka te hampiakatra isan'ny loko @ écran nefa 16 loko ihany no farany hita ao anatin'ny palette ?...
tohiny
novalian'i hery ny 28/02/2005 07:18
intelligenzia
(
28/02/2005 04:06)
Mahereza homan-kena dia ho hitanao fa (...) tohiny
matsiro sy be proteina :lol: ...
tohiny
novalian'i isrine ny 28/03/2005 16:03
xxx
(
28/02/2005 02:22)
inona ny atao hoe zefa aminao?
tsaroanao ve fa nisy fotoana isika "zefa" ka tsy nahazo vola tamin'ny Banky irsaisam-pirenena sy FMI satria tsy credible! [b]Tsy nilaha-bary[/b] isika tamin'ireny [b]na dia teo aza ilay fahabadoana[/b...
tohiny
novalian'i tranokely ny 23/04/2005 09:58
xxx
(
27/02/2005 02:27)
Jeux de sept erreurs ;)
[color=red]Oeh Oeh![/color] [color=darkgreen][size=12]NAONA E![/size][/color]
[color=red]ilaharana ny vary va?[/color] [color=darkgreen][size=12]MARINA ANY 'ZANY ![/size][/color]
[color=red]...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 28/02/2005 22:25
ainaheri
(
26/02/2005 11:26)
JPII
[quote]De aona ndray i JP II io zao?[/quote]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 14:40
methode
(
26/02/2005 10:41)
Mba tandremo ihany e!!!
Tantara iray tamin'ny radio taty Afrika izy ity ary tena zava-nisy hono!!...
tohiny
novalian'i naej ny 27/05/2005 07:40
intelligenzia
(
26/02/2005 10:28)
fitiavana miloko
[size=14][color=red]tiako izy [/color][/size]ary ambarako azy amin'ny loko mena mifono fitiavana [color=red][size=14]f[/size][/color] lehibe...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:07
mandinika
(
25/02/2005 23:52)
Une petite blague
Le café c’est comme une femme, au début ça excite mais après ça énerve....
tohiny
novalian'i sweetpastry ny 01/03/2005 22:24
