Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lazamnn
(
07/03/2005 00:05)
Email abuse
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2005 05:52
lazamnn
(
07/03/2005 00:04)
Email abuse
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy ma...
tohiny
novalian'i iartistika ny 14/04/2005 18:38
xxx
(
06/03/2005 08:21)
Raha nahay 'prononciation' frantsay tsara.
Taloha elaela hono, nisy zazalahy folo taona, Ikoto no anarany, nitady asa tao amin' i Mompera Pedro tetsy Andralanitra. Dia hoy i Mompera : Mpanadio trano fivoahana no asa misy, arivo ariary isam-bol...
tohiny
novalian'i sechat ny 11/03/2005 13:27
xxx
(
05/03/2005 23:42)
devil in disguise / diable en personne
rehefa nandinika ny masina izany dia olona iray ihany ny fahitany an'ireto:
dadabe, lallah, tsimibolisatra, zamahery.
ahoana hoy ianao? Tokony amboarina ihany ny statistika isan'ny namana fa ny na...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:49
Tanala
(
05/03/2005 12:36)
inona ny handrasanareo @ fitondrana
Hafahafa mihitsy ny zava miseho ankehitriny toa mihamaro ny mpanao politika manohitra.
Io ny ahy no zavatra nandrasako, ra izaho aloha de tsy hino mihitsy hoe fitiava-tanindrazana sy fitsinjovana ny ...
tohiny
novalian'i Tanala ny 16/03/2005 17:50
Lallah
(
05/03/2005 03:31)
:::TETIK'ASA FIAMBENANA :::
[b]DIABLE NE PERSONNE - Version 5.00[/b]
Il a dit qu’il connaît très bien mon Dieu qui n’est pas le sien;
Il a dit qu’il avait fait 11 années, 11 mois, 11 semaines, 11 jours, 11 heures, 1...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 01/05/2005 22:30
Lallah
(
05/03/2005 03:29)
Devinette : DIABLE NE PERSONNE - Version 5.00
[b]DIABLE NE PERSONNE - Version 5.00[/b]
Il a dit qu’il connaît très bien mon Dieu qui n’est pas le sien;
Il a dit qu’il avait fait 11 années, 11 mois, 11 semaines, 11 jours, 11 heures, 1...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 23/04/2005 05:46
Maxou
(
04/03/2005 15:32)
Iza ary no nanao azy o!
;-) Indray mandeha hono dia niaraka nitsangatsangana i Shaggy, christina A ary i Britney S,teny am-panaovana pique-nique io a!
Nisy namoaka rivotra ary hono ka tsy fantatra ny nanao azy, fa avy hatr...
tohiny
novalian'i sonwin ny 11/03/2005 14:05
hery
(
04/03/2005 14:49)
Fahatapahana tsy nampoizina
Sendra nisy fahatpahana tsy nampoizina ny serasera.org rehetra androany... satria tapaka hatrany ampotony. Araka ny nolazain'ilay mpikarakara dia tokony hampiakarina ambonimbony kokoa ny serasera satr...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 05/03/2005 20:45
maintsokely
(
04/03/2005 13:46)
koba
Sao dia mba misy mahay manao koba ianareo?...
tohiny
novalian'i annie ny 21/04/2005 06:29
naritsimba
(
04/03/2005 07:42)
FAMPIANARANA KABARY
ARARAOTY! ARARAOTY! FAMPIANARANA KABARY
Efa misokatra izao ny fampianarana Kabary izay iandraiketan'ny Sampana FI.MPI.MA Ambohipo HANITRA NENTIN-DRAZANA eny @ Fiangonana FJKM Ambohipo.
-Mbola ...
tohiny
novalian'i hps ny 23/04/2005 20:12
hery
(
04/03/2005 07:36)
Fampidirana sary Artista
Somary nisy olana kely teo ny takelaka tononkira indrindra teo amin'ny fampidirana sary. Efa miravona izany amin'izao fotoana izao. Afaka mampiditra sary tahaka ny taloha indray isika.
Efa mandeha ko...
tohiny
novalian'i tsaragasy ny 10/03/2005 22:58
ravatorano
(
04/03/2005 06:30)
hafahafa ihany aloha raha izao fisehony izao
Raikitra ny greve atsy mandeha koa ny ary.
Greve syndicale ireo.
Ny mahagaga dia izao raha vao misy resaka grevy dia milaza avy hatrany ny fitondrana fa mamofopofona politika na koa we greve politik...
tohiny
novalian'i bendrina ny 14/04/2005 16:38
xxx
(
04/03/2005 04:08)
MA-TV ANDROANY
Le fameux « Tikoland » n’est plus une boutade, entre deux canapés dans un cocktail d’affaires, mais est devenue de plus en plus une réalité.
:oops: ...
tohiny
novalian'i iartistika ny 22/03/2005 09:27
jabah
(
03/03/2005 20:25)
diska gaoka(Tantely missy fika milay)
O ry reto a!
Iza no mbola sa hijabaka ka hifanakalo rora @ Tantely missy???????????
Milay be zao ny mifanena @ iny eny an-dalana e!!
Ny ahy reto ny tiko kaozina de zao a:IZY ALO NO TRATRA FA MBOLA ...
tohiny
novalian'i falygerd ny 16/06/2005 06:32
welie
(
03/03/2005 18:46)
L'importance du Pape pour les catholiques...
Mba te ahafantatra fotsiny aho hoe mitana toerana lehibe eo @ fiainan'ny Katolika ve kay ny Pape? Ho ahy manokana tsinona (izaho tsy Katolika) dia olona mitovy @ olona rehetra izy. Tsy hoe manambany n...
tohiny
novalian'i booboo ny 12/05/2005 12:43
intelligenzia
(
03/03/2005 13:02)
Aleloia! Amena
fa maninona ny vavolombelon'i j... no matahotra miteny hoe: [size=13]Aleloia![/size]...
tohiny
novalian'i sonwin ny 13/04/2005 11:42
hery
(
03/03/2005 12:00)
HDD Laptop tiana hafindra
Misy laptop (ordi portable) tsy mety velona ato amiko ato dia tiako hafindra ny zavatra rehetra ao amin'ny diska... ahaona kay no fanaovana anazy raha misy afaka manampy?...
tohiny
novalian'i aristar ny 03/03/2005 19:32
spidherimanina
(
03/03/2005 10:57)
www.labonnesemence.com
site ahafahantsika miaina ny Tenin'Andriamanitra isan'andro satria misy hafatra sy torolalana vaovao omena antsika isan'andro, isaky ny miova ny datin'andro : manasa anareo namana rehetra ary tsy hit...
tohiny
novalian'i rapisoukely ny 19/03/2005 00:57
spidherimanina
(
03/03/2005 10:19)
ahoana hoy ny lalàna fa aina ity....
misaotra anareo izay afaka manoro lalana anay sahady.Toy izao ny cas momba ny fianakavianay : nitantana orinasa tany @ ambanivolon'i majunga ilay havanay atao hoe And ary ny vady aman-janany kosa et...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:47
