Email abuse

1. lazamnn ( 07/03/2005 00:04)
Misaotra anao izay misandoka ny adiresy email-ko aho. Efa eo am-pelatanan'ny manam-pahefana ny momba an'io fa aza mieritreritra ny tsy ho fantatra hoe mpanjifa an'ny RCN any New Jersey dia tsy misy mahafantatra.
Laza :)
2. sipagasy ( 04/04/2005 16:42)
inona izany??? :{ :{ :{
3. lanto ( 08/04/2005 09:34)
eny ho'a :)
4. rurik ( 14/04/2005 11:22)
dia misy sahy izany ve ry reto ?raharaha koa izany ko. :{ :{ :{
5. iartistika ( 14/04/2005 18:38)
:?: :?: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4777