FAMPIANARANA KABARY
1. naritsimba
(
04/03/2005 07:42)
ARARAOTY! ARARAOTY! FAMPIANARANA KABARY
Efa misokatra izao ny fampianarana Kabary izay iandraiketan'ny Sampana FI.MPI.MA Ambohipo HANITRA NENTIN-DRAZANA eny @ Fiangonana FJKM Ambohipo.
-Mbola mitohy ny fisoratana anarana ka @ Alahadyizao no farany(06 Martsa 2005)
-Ny saram-pisoratana anarana dia 500 Ariary (2500fmg)
-Ny saram-pianarana dia tsy misy fa rakitra no tantazana.
-Ny fotoana fianarana dia isaky ny Alahady manomboka @ 2 ora ka hatramin'ny 4 ora tolakandro ao @ Ankany FJKM Ambohipo ihany.
"ANDRIANIKO NY TENIKO HO KOLOIKO FA LOVA TAMIN-DRENIKO"
Dia manasa antsika namana izay afaka ary รด!
NARITSIMBA
novalian'i hps ny 23/04/2005 20:12
2. besakely
(
06/03/2005 06:38)
:P :lol: tena tsara tokoa ry se fa tohizo nefa le foptoana no tsy de misy fa za te hianatra io tenidrazantsiak io tsar sady tia miresaka
3. besakely
(
06/03/2005 06:39)
:P :lol: tena tsara tokoa ry se fa tohizo nefa le foptoana no tsy de misy fa za te hianatra io tenidrazantsiak io tsar sady tia miresaka
4. hps
(
23/04/2005 20:12)
Inona moa no antony tsy mampety azy raha mba misy torolalana fohy aroso eto @ Namana,Ny tary moa lavitraan'Iarivo ka mba mangetaheta tari-dalana fohy eh! :roll:
