Liste des messages

Liste des messages, inserés par hps, par ordre de date
hps ( 16/07/2007 17:41)
Tonokira Jeux des ils
Mba mangataka ny hira faneva jeux des ils,indro tafaray,i Njakatiana no namorona azy,ary Nanie no mihira arahin'ireo artista maro,Misaotra mialoha=D=D... suite
répondu par hps le 17/07/2007 17:19
hps ( 12/12/2006 09:42)
dadabe Noely
manahoana daholo e!mba mangataka ny tonokiran'i Mamitiana hoe Dadabe noely raha misy mahay izany hoe petit papa noêl version Malagasy;Mamitiana dia tovovavy kely izay izay manao io hira angatahiko et... suite
hps ( 10/06/2006 08:29)
mangataka ny hiran'i Ra kicky (tady vy)
Mba anisan'ny hira tiako be izy iny na ny enrg na ny tonony sady tantara marina koa izay lazain'ny lery fa tsy nisy titre taloha,sady mbola miampy an'ilay hoe: Misaotra an'Atra,de misaotra an'Andriana... suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 08:55
hps ( 22/05/2006 17:45)
rackiky
mba mitady ilay hiran'ny rackiky ilay mirakitra ny tantarany iny ka tsy haiko na rojo vy,na tady vy ny lohaten'ilay hira;misaotra mialoha!... suite
répondu par sisca le 07/06/2006 09:13
hps ( 18/12/2005 16:56)
Mitady tondrom-peo (Ry lasako an'i Solo)
SLT Mba manaitaitra kely ny namana rehetra fa tsy ny namana sosoa maraina .Ho anareo mpiangaly ny Gitara dia mba mangataka ny tondrom-peo ny solo ( Ry lasako do; re; mi...)Rija Ramanantoanina( Omeo ... suite
répondu par mahlalah le 25/01/2006 13:56
hps ( 16/10/2005 18:47)
talenta nomen'Atra
Anisan'ny endrin-javatra iray nanaitra ny fiangonana nivavahanay androany ny fandraisan-tanana an'i Tahiry Pazzapa sy Santatra coup de pousse izay samy nibata ny fandresena t@ fifaninana nataon'ny RTA... suite
répondu par hps le 25/10/2005 18:29
hps ( 24/09/2005 15:24)
zava-misy
slt!dhl anisany nampisy fitaitaina tao anatiny fotoana naharitra teto Bira ilay fanafiana mitam-piadiana izay niafara t@ fahalavoan'ny karana bijoutier iray teto antoerana herinadro vitsy lasa izay;na... suite
répondu par Herimiafina le 07/10/2005 16:42
hps ( 25/06/2005 19:25)
Athlétisme
Tsy dia fantatro loatra na isika namana no tsy mankafy ity taranja 1 ity, na varimbariana @ zavatra hafa.Anisan'ny zavambaovao teo @ champ.teto dago zao ilay mpitari-posy avy aty Bira iny izay nanamon... suite
répondu par hps le 17/07/2005 16:20
hps ( 02/10/2004 18:59)
Mitady hiran\'ireo Artista Mitambatra
mankafy tanteraka ny Firaisan-kinan\'ireo Artista mitambatra aho, ka izay manana tononkira momba ireo dia mba alefaso eto(Fitiavana Marina);Misaotra betsaka mialoha @ireo manohana ny antso... suite
répondu par fijo le 05/10/2004 20:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104