rackiky

1. hps ( 22/05/2006 17:45)
mba mitady ilay hiran'ny rackiky ilay mirakitra ny tantarany iny ka tsy haiko na rojo vy,na tady vy ny lohaten'ilay hira;misaotra mialoha!
novalian'i sisca ny 07/06/2006 09:13
2. Fiffi ( 23/05/2006 04:28)
tena tsy mahafantara eh!
3. petit ( 23/05/2006 07:14)
Mba manararaotra koa aho ry zareo fa betsaka tokoa mantsy ny hiran'i Rackicky no tsara ary raha mba misy mahay hatramin'ny farany ilay hira, zay tsy fantatro ny titre fa ilay misy hoe: rehefa manakaiky ilay ora farany hiainako ety...................
dia mba halefaso ao @ tononkira. Misaotra mialoa. Raha ilay hira hangatahan'i hps io aloa dia miala tsiny fa tsy aiko satria vao2 amiko.
4. Fiffi ( 25/05/2006 04:55)
hps , petit: hummmm ! nahita hira 2 zah fa alefako eto rana vao manana fotoana tsara zah an! :)
5. Fiffi ( 25/05/2006 18:03)
fa hono hoa eh ? rackiky ve i ricky olombelo hiany ?
6. ari.malala ( 26/05/2006 09:11)
Fiffi, ol 2 samy hafa mints rackiki sy olombelo ricky ka :)
7. Fiffi ( 26/05/2006 11:36)
ari.malala: :oops: hay ? hihihihihih merci akia an!
8. zandrikely ( 28/05/2006 18:10)
mampalahelo ra ny mpanamaina no gadraina
mampitomany ra ny mpanamaina no gadraina
ko averiko @nao impiry
fa io anie hoa zavamaniry

mivavaha minoa fotsiny ihany
fa i marc no nilaza an'izany
mivavah minoa fotsiny ihany
fa efa voalazan'ny mpaminany
9. bellla ( 28/05/2006 19:58)
Sao de mba ity zany hira tadiavinjy zany ry hps

TADY VY

Zavatra tsy nataoko ve ny anagadranao ahy e
Toa zavatra tsy fantatro akory nefa ianao de nitory
Tena tsy mba matikololo, revinao Randrianasolo ô
Fa mba olona mba nitera-dahy hotran\'ahy fa tia endrikendrika

Nihalako bika tsy tiko tarehy tsy hitondra anao aiza
Ny nanagadranao ahy, tsy ahitanao vola be
na hampisondrom-boninahitra e
Mety hekeko ihany nef\'indrisy fa
ny tody anie tsy maintsy misy
Ka ny vitanao androany mbola hivaly aminao ihany

Satria ve zaho mpanao mozika de noheverinao fa
bandy alikalika toetra
Satria ko ve zaho artiste ka tompon\'ny piste
Olom-belona nofo sy rà toa anao ihany aho
Ka ny heloky ny hafa ve no omena ahy
sao de tsy rariny e!


Efa fantatrao ve fa nimenimena ah hiaraka amin\'azy
Dia mbola (izaho ihany)3 e!
Nisy porofo sy vavolombelona nitondrany an\'azy niala any;
Lay zanakao niteny an\'izany tami Proces verbal e!
Dia mbola (zaho ihany)3 no tinao nidoboka tamin\'izany
Tsy mbola nanao ratsy anao aho tsy aditsakany
Rehfa tsy tinareo nifankatia zhay 2 efa samby nanidy fo
Ka efa ny hafa ve no maka, ka zaho no alaim-baraka e


Tsy fidin\'enah no nandeha ny pà,
fa nimenasenao lôtra aho
Lay viôlon valo amby efapolo ora ho ampina Tanimora hono e! (no)4
(Tsy haiko aho e)2 aia, or laloa zahay nitsoka a
Fa Randrianasolo de hamotika ny amiko manontolo

Tsy fidin\'enah niala tamin\' tribonaly fa zah nijaly e!e!e! nijaly e!
Le viôlon valo amby efapolo ora ho ampina Tanimora hono e! (no)4
(Tsy haiko aho e)2 aia, or laloa zahay nitsoka a
Fa Randrianasolo de hamotika ny amiko manontolo.



Io ky ny fahazaiko io hira io ry hps a; mety mbola misy diso io fa iangaviana ze tena mahay azy hanao ny fanitsiana.
Misaotra mialoha ary de mazoto mihira.


10. Fiffi ( 29/05/2006 04:02)
bella: tonga de hampidiro ao @ tononkira akia an!
11. bellla ( 29/05/2006 17:10)
Ka tsy maninona ve ky fiffy sao de mbola misy diso, tsy tamina depliant manko no nakako azy fa fahaizako azy fotsiny io. sao de bedin' rah kicky eo zah manaonao fona.
12. Fiffi ( 29/05/2006 19:14)
bella: de rehefa misy namana mila an'io akia de alainy ao io de hirany de raha misy diso de hahintsiny kah! sa ahoana hoy ndry ?
13. bellla ( 30/05/2006 15:05)
OK ary e! ndao fa hataoko ao iany.
14. Fiffi ( 30/05/2006 15:15)
bella: :) :-*:-*:-*
15. lln ( 02/06/2006 07:14)
ingahy randrianasolo:{;-):?:
16. Fiffi ( 02/06/2006 07:50)
17. sisca ( 07/06/2006 09:13)
Efa henoko mitsy le lazany mpanamaina nosoratany zandrikely fa le hira otrany tsy koboko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.212