Athlétisme

1. hps ( 25/06/2005 19:25)
Tsy dia fantatro loatra na isika namana no tsy mankafy ity taranja 1 ity, na varimbariana @ zavatra hafa.Anisan'ny zavambaovao teo @ champ.teto dago zao ilay mpitari-posy avy aty Bira iny izay nanamontsana ny rec.ndry haja teo @ 10000m t@ 30'33" tsy izy izany fa:Fulgence Rakondrasoa.Ny fanotaniana mipetraka dia izao mba tsy hanao ambanin-javatra ireny zava-bita ireny ve ny federasiona sa tsy hatao mahataitra fa tireur de pousse-pousse?manantena ny hevitra avy @ akama rehetra:/
novalian'i hps ny 17/07/2005 16:20
2. hery ( 27/06/2005 07:39)
Gravy indray izany.. izany hoe efa neken'ny federasiona tsara io record vaovao io?
Inoako fa raha ofisialy io record vaovao io dia tsy ho jerempotsiny... angamba ho lasa atleta profesionaly ilay ranamana io fa tsy ho mpitarika posy intsony
3. zefalah ( 07/07/2005 00:23)
eto enao mangataka mba tsy hitaritany posy.
ary reo mpanao rugby mpanendaka?
inona no antony mahatonga azy reo manao an'io?
tsy manana!! tsisy mpanohina..toizany koa ny mahazo an'io ranamana io.
resaka federatina alo de : asory ao anatiny saina zany..satria nen'reo raha tsy azoany tombo-soa dia tsy ataon'reo mihintsy..federationa tia tena ny federationa malagasy na @ lafiny inona na @ lafony inona..
4. fijo ( 07/07/2005 04:50)
tokony tsy asiana paosy ny akanjon'ny federasiona raha izay ko.amin'izay izy tsy misaina ny hoany ampaosiny intsony
5. hps ( 17/07/2005 16:20)
misaotra @ fandraisana anjara zalahy,tsara aloha rehefa samy mahalala fa misy lali-paosy be ao @ sehatrin'ny sport ao, na koa mety ny fitondram-panjakana mihitsy no tsy mirevy sport e! hany ka miseho daholo hoe:mpisama ireo mpanao rugby,tsy hivoatra ireo mba manamotsana record,tsy aiko aloha eh!^:^^:^:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3823