Tonokira Jeux des ils

1. hps ( 16/07/2007 17:41)
Mba mangataka ny hira faneva jeux des ils,indro tafaray,i Njakatiana no namorona azy,ary Nanie no mihira arahin'ireo artista maro,Misaotra mialoha=D=D
répondu par hps le 17/07/2007 17:19
2. Kalasoakely ( 17/07/2007 10:43)
Parole de l'hymne des JIOI 2007

BEMIRAY (Version Malagasy)

OE INDRO TAFARAY
ARAHABAINA TONGA SOA ETO INDRAY
FIHAONAM-BE IRAISAN’NY SOA
KA HILALAO AMIN’NY FO TOKOA

RY NOSY O, HANDEHA HIARAKA HANEHO
FIRALAHIANA AM-PIFALIANA
RY NAMANA O, HIFAMPIZARA IREO
KOLONTSAINA

NDEHA RY TANORA HIFANOLO-TANANA
SY HIFANKATIA
FA RANOMASINA IRAY NO HAMPIFANDRAY
MANDRAKIZAY

BEMIRAY (Version Française)

OE WELCOME IN MADA
LA FLAMME DES JEUX REUNIT ENCORE UNE FOIS
DES RETROUVAILLES POUR ECHANGER
A NOUS LES JEUNES, QUE DU « FAIR-PLAY » POUR JOUER

RY NOSY O, ALLONS MONTRER NOTRE UNION
ET TOUJOURS MARQUER LA FRATERNITE
RY NAMANA O, METTONS-NOUS EN DIAPASON
DANS CETTE DIVERSITE

TIRONS PARTIE DE CETTE FORCE
QU’EST LA SOLIDARITE
CAR L’OCEAN QUI NOUS LIE
SERA LA POUR L’ETERNITE

OE SOIS LE BIENVENU
DES RETROUVAILLES, UN MOMENT ATTENDU
OPPORTUNITE POUR ECHANGER
A NOUS LES JEUNES, QUE DU « FAIR-PLAY » POUR JOUER

Auteur-Compositeur : NJAKATIANA
3. hps ( 17/07/2007 17:19)
Misaotra betsaka Aminao,Kalasoakely fa faly be ilay zanako vavy"Kala pôtsakely"=((=D:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.295