Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i intelligenzia, milahatra araka ny daty
intelligenzia
(
16/03/2005 23:35)
Ny Tontolon'ny anjerimanontolo
Mazava be ny voalaza ao amin'ny gazety tribune, dia mpanaikinaiky fotsiny izay tenin'ny mpamatsy vola ny mpitondra fa tsy misy fisainana fampandrosoana sy fitiavan-tanindrazana:
-----------
Quoi ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2005 19:03
intelligenzia
(
12/03/2005 02:01)
Prise de conscience
Misy ireo manana tanjona tsara tahaka anao sy tahaka antsika namana, te hiainga @ hoe fa inona ihany no manjo an'i Madagasikara, be ireo mahery fo, betsaka ireo manampahaizana, ny tany lazaina fa mana...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 15/03/2005 04:27
intelligenzia
(
03/03/2005 13:02)
Aleloia! Amena
fa maninona ny vavolombelon'i j... no matahotra miteny hoe: [size=13]Aleloia![/size]...
tohiny
novalian'i sonwin ny 13/04/2005 11:42
intelligenzia
(
28/02/2005 04:06)
Mahereza homan-kena dia ho hitanao fa (...) tohiny
matsiro sy be proteina :lol: ...
tohiny
novalian'i isrine ny 28/03/2005 16:03
intelligenzia
(
26/02/2005 10:28)
fitiavana miloko
[size=14][color=red]tiako izy [/color][/size]ary ambarako azy amin'ny loko mena mifono fitiavana [color=red][size=14]f[/size][/color] lehibe...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:07
intelligenzia
(
25/02/2005 00:02)
Oniversiten’Antsiranana:Nidina an-dalambe ireo mpianatra
[u] GDI[/u]
“Ampiakaro in-telo ny vatsim-pianarana”, “Mila vary”, “Noana izahay”, “Tapaho ny ampahan’ny karamanareo”. Izany rehetra izany no tazana tamin’ireo sora-baventy nentin...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 25/02/2005 09:55
intelligenzia
(
23/02/2005 12:57)
Terrorism
Misy endriny roa karazana ny terrorisma hita teto Madagasikara dia ireto avy
1) Terrorisma asa fa tsy kabary: fanapoahana tetezana sy lalana, barazy
2) Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/03/2005 19:42
intelligenzia
(
23/02/2005 11:20)
Aleo TSY mifanehatra
"aleo mifanena amin'ny [b]mpamosavy [/b]toy izay mifanena amin'ny [b]mpandainga[/b]". Voaporofo io tamin'ny fifidianana ka samia mizaka ny vokany (raha mahazaka)
Aleo tsy mifanena amin'olon-dratsy...
tohiny
intelligenzia
(
23/02/2005 01:29)
IT: Mitsaoka an-dafy ny olona
Fa ampianarina hitsaoka ve izy ireny sa ny fitondrana no tsy mahay mampiasa azy?
[quote=midi]La plupart des techniciens et ingénieurs en technologie de l’information et de la communication malgach...
tohiny
novalian'i tsangana ny 01/10/2005 21:05
intelligenzia
(
23/02/2005 01:02)
ALMA: An'i Lalao sy MArc =))
[img]http://www.lagazette-dgi.com/v2/images/596-Sans.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 24/02/2005 23:21
intelligenzia
(
22/02/2005 04:43)
Antson'ny fo
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/fo.gif[/img]
dia miantso marina ve ny fo araka ny hevitrareo? [img]http://www.geocities.com/tikozefa/pimaso.gif[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:11
intelligenzia
(
22/02/2005 04:37)
Ny atao mba ahazoana vola be
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/binladen.gif[/img] io tanteraho...
tohiny
novalian'i rurik ny 20/04/2005 15:57
intelligenzia
(
22/02/2005 02:40)
fijerin'i Amerika an'izao tontolo zao
http://www.noobwars.gr/forum/uploads/post-103-1086294986.jpg
dia hisy ho tezitra indray ve nefa marina io? :) ...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 10/05/2005 04:53
intelligenzia
(
20/02/2005 22:50)
avoahy ramaso eee. lol
nandalo teto anga ramaso fa toa voafafa tanteraka ilay resaka k7 vidaka? :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 21:42
intelligenzia
(
19/02/2005 14:06)
voambolana gasy
aterineto (internet)
tranonkala (network/reseau)
mpanamory (driver/pilote)
kankana (worm)
biby kely (virus)
solosaina (ordinateur)
takoritsika (chat)
totozy (souris)
varavaran-kely (windows)
...
tohiny
novalian'i DotMG ny 06/03/2005 09:01
intelligenzia
(
18/02/2005 08:48)
tsy misy ny tahiry insuline ho an'ny diabetika
fa maninona ny insuline no salama irery no mpamatsy azy? nanaiky izany hatramin'izay ve ny amadia? ary ahoana hoy ny pharmaciens sao koa dia sanatria mifono politika fanapotehana vahoaka sahala amin'n...
tohiny
novalian'i cocorie ny 21/06/2005 21:50
intelligenzia
(
16/02/2005 06:22)
stock tampon amidy eny @ tsaky popy
izay fotsiny ihany dia tsaroany ilay hafatra
:)
...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 17/02/2005 14:29
intelligenzia
(
16/02/2005 00:48)
Menatra ve aho? Menatra olona sa an'Andriamanitra?
Tsy sanatria hiteraka fikorontanana, ary tsy misy fanavakavahana no antony hanoratako an’ito lahatsoratra ito fa milaza ny marina amin’ny fo madio. Efa hatry ny ela no nahazo ny “fahaleoven-tena...
tohiny
novalian'i marozevo ny 29/04/2005 00:33
intelligenzia
(
15/02/2005 22:37)
International News
raha ilaina ny hitabataban'ny intelligenzia amin'ny gazety iraisam-pirenena (amin'ny fiteny frantsay sy anglisy ary espanola sy alema), mikasika ny zava-misy eto Madagasikara dia azony atao izany
mba...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 18/02/2005 08:06
