fijerin'i Amerika an'izao tontolo zao

1. intelligenzia ( 22/02/2005 02:40)
http://www.noobwars.gr/forum/uploads/post-103-1086294986.jpg

dia hisy ho tezitra indray ve nefa marina io? :)
2. Ramaso ( 22/02/2005 05:06)
le fransa tsy friends zany ko!
3. andansonia ( 22/02/2005 06:52)
Ary Madagasikara tsy ao andohany akory izany?
4. cutie ( 22/02/2005 13:54)
intelligenzia :-D :-D :-D :-D :-D
5. intelligenzia ( 22/02/2005 22:32)
inona ary ity mahafaly be ity le! :) Sa le "Evil Drugs"? :-D
6. cutie ( 23/02/2005 01:35)
taolana ny nify ka :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Ramaso ( 23/02/2005 06:03)
cutie.. hehehe
8. felicia ( 04/04/2005 01:59)
mba jereo re le filma farenheit 9/11...mampiheritreritra...amerika :?: :?: :?:
9. fijo ( 05/04/2005 21:47)
aza mijery fa lasa matahotra eo i cutie an
10. cutie ( 06/04/2005 05:18)
efa nijery za o
fijo :)
11. fijo ( 06/04/2005 22:33)
ndry koa maditra tsssssss,izao ndry hanofy ratsy
12. cutie ( 07/04/2005 17:09)
tsy mampatahotra le izy kou, mampime :)
fijo :-*
13. fijo ( 07/04/2005 21:44)
hay ataovy ary.
14. saotra ( 10/04/2005 02:52)
le evil communist anga tsy efa niova evil capitalist?
za ko efa nahita aniny film iny, miombokevitra @ felicia za, mampieritreritra.
andansonia a, tsy aleo ve dago tsy ao andoany toy izay ataony oatranireny firenena sasany reny?
15. saotra ( 10/04/2005 02:57)
le evil communist anga tsy efa niova evil capitalist?
za ko efa nahita aniny film iny, miombokevitra @ felicia za, mampieritreritra.
andansonia a, tsy aleo ve dago tsy ao andoany toy izay ataony oatranireny firenena sasany reny?
16. isambilokely ( 24/04/2005 02:56)
Ary efa nisy fotoana namaky an'ity lohahevitra ity aho dia toa misy hevitra navoaky ny sasany teto no noesorina ?

Ka any aminy ny hevitra no miantomboka dia tsy maintsy manaraka azy daholo izay te hanana sy te hiaro ny tombotsoany manokana .. sinon .. hors liste !

:lol:
Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
17. isambilokely ( 05/05/2005 02:23)
Jereo anie fa i Amerika anie no nanao ny système LMD hatry ny ela dia zao manaraka daholo satria izy no mitondra ny baolina ... Hatrany amin'ny GAsikely aza manaraka satria te hahazo ny tombotsoa hoe mba mandeha any Zamérika konko e ..

Mbilo


:lol: Youpiiiiiii
18. fijo ( 09/05/2005 21:57)
hay ve nareo "gasykely e"hitako "be" resaka
19. isambilokely ( 10/05/2005 04:53)
Tsy fidiny anay anie ry Fidzou zany hoe aty Zamerika izany marina e ... Satry ny ho any DAgo foana mba mihinana karôty sy ovy milay be avany Bira any aminay.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3389