fitiavana miloko

1. intelligenzia ( 26/02/2005 10:28)
[size=14]tiako izy [/size]ary ambarako azy amin'ny loko mena mifono fitiavana [size=14]f[/size] lehibe
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:07
2. kally ( 26/02/2005 10:59)
Misy koa fitiavana maramara,tsy mampiahiahy ve izany fitiavana miloko?
3. intelligenzia ( 26/02/2005 11:02)
ny [size=10]fisainana[/size] no misy maramara sy maizinafa tsy fitiavana ka
4. iartistika ( 26/02/2005 11:33)
Ary ahoana le fitiavana miloko milybandy :-D :-D
5. poupounesana ( 28/02/2005 07:52)
:D tena mitovy @ ny anarany mitsy kay le artistika ty kah :-D :-D
6. dadabe ( 28/02/2005 10:08)
=)) =)) =))
7. kintanala ( 28/02/2005 18:48)
intelligenzia > ary fantatro enao ty annnn hihihi...ny anay ny fitiavana miloko manga e, dia manga ny fiainana,.. fa tsy misy mangana akory an :-D :-D :-D
8. intelligenzia ( 28/02/2005 22:40)
iartistika> mampidera mily bandy tsy nisasa an.:-D :-D
kintanala> fa enao koa angaha aty? province aiza?
9. fijo ( 28/02/2005 22:46)
kintanala sy intell te hanao fitiavana miloko inon kle
10. cutie ( 28/02/2005 22:56)
in ny dikan;le fitiavana miloko fa tsy arako
11. iartistika ( 01/03/2005 21:10)
Miloko rano iray!
12. cutie ( 01/03/2005 21:12)
merci iartistika
13. fijo ( 01/03/2005 21:29)
cutie an raiso arakarak'izay resaka eto fotsiny e
14. cutie ( 01/03/2005 22:10)
efa io menabe an'i intell io ka. :*
15. dadabe ( 02/03/2005 12:36)
fitiavana miloko??kel filozofie ?hihihih efa mahitahita mihitsy ny namana rehetra eto kle 胡 哈
16. Iriniaina ( 02/03/2005 12:56)
fa inona no lokompitiavanao ry dadabe "@ bebe io an " =))
17. mirana ( 02/03/2005 17:44)
aza atao fitiavana tanalahy fotsiny sao dia manjary miova loko
18. cutie ( 02/03/2005 17:55)
mirana
aleo ihany le rano ray. :-D
19. fijo ( 02/03/2005 23:34)
aleo toy ny ketsa ka
20. iartistika ( 03/03/2005 09:12)
Ketsa zany ve ry akama tsy ketsaketsa be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623