fitiavana miloko
![](https://avatar.serasera.org/39b6bd44d17de559fb695538c7e0b103.jpg)
1. intelligenzia
(
26/02/2005 10:28)
[size=14]tiako izy [/size]ary ambarako azy amin'ny loko mena mifono fitiavana [size=14]f[/size] lehibe
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:07
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
5. poupounesana
(
28/02/2005 07:52)
:D tena mitovy @ ny anarany mitsy kay le artistika ty kah :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/5f869757bf8214b6d26861291c99d4c4.jpg)
7. kintanala
(
28/02/2005 18:48)
intelligenzia > ary fantatro enao ty annnn hihihi...ny anay ny fitiavana miloko manga e, dia manga ny fiainana,.. fa tsy misy mangana akory an :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/39b6bd44d17de559fb695538c7e0b103.jpg)
8. intelligenzia
(
28/02/2005 22:40)
iartistika> mampidera mily bandy tsy nisasa an.:-D :-D
kintanala> fa enao koa angaha aty? province aiza?
kintanala> fa enao koa angaha aty? province aiza?
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
15. dadabe
(
02/03/2005 12:36)
fitiavana miloko??kel filozofie ?hihihih efa mahitahita mihitsy ny namana rehetra eto kle 胡 哈