fitiavana miloko
22. intelligenzia
(
03/03/2005 12:52)
miaraka aminy antsimbilona zany? giravy be zany zama a! Fanga hanapa-bozaka le? :-D
24. cutie
(
03/03/2005 13:43)
intelligenzia, lasa ketsaketsa le bozaka kou mila tapahina. lolllllllllll
27. pitchou
(
06/03/2005 19:11)
azo ongotana d azo ambolena d azo atao maro anaka d azo atao zero labour d misy karazany b d b! d ndraindray misy ahidratsy maniry eny antsefatsefany eny!
29. pitchou
(
08/03/2005 18:54)
f'angah ongotana le ahi-dratsy? :-w intellizensss mpamboly vary zao no mety afaka hanoro an'zany raha mila ongotana ireny ko!
31. fmr
(
15/03/2005 10:25)
fanontaniana no ataoko: ilay fitiavana miloko ve safidy sa anjara, izany hoe io olona miaraka aminareo io ve( na vady io na sipa io na pacs io ) araka ny eritreritrareo : safidy sa anjara ??? :*
32. dadabe
(
15/03/2005 13:39)
fmr>safidy lesy izany a,elah anie no nanamboatra azy e,fa raha ilay sipa kosa no anontanian'ialahy de hoy ny havaliny an'ialahy hoe mety io angamba aky no anjarako a :D de ampy e