Antson'ny fo
1. intelligenzia
(
22/02/2005 04:43)
dia miantso marina ve ny fo araka ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:11
3. Angolaina
(
22/02/2005 08:56)
Ny fitiavana no miantso fa tsy ny fo ka ! fa ny fo no marary raha vao tongavan-dra fitiavan de le hiaka avoakany iny no mahatonga azy hoe antson'ny fo! :D
5. yonikafopl
(
22/02/2005 19:13)
ny fidobok'ilay fo no fomba fiantsoany. Ka rehefa midobodoboka izy de miantso izany ka mila valiny.
9. intelligenzia
(
23/02/2005 12:34)
tena miantso tokoa ve ny fo...ry i dadabe? (mihataka lavidavitra sao misy ratsy famaky)
14. methode
(
26/02/2005 10:28)
Ny foko aloha mbola tsy henoko niantso e!! Sady mbola tsy nisy nantsoiny!!
15. intelligenzia
(
28/02/2005 04:11)
fa nenirafaniza no tokony hiantso na antsoin'ny fon'i methode? :wink:
16. dadabe
(
28/02/2005 12:33)
Mpandefa : intelligenzia [ Valio ] 23-02-2005 15:34:33
Lohateny : Re : Antson'ny fo
tena miantso tokoa ve ny fo...ry i dadabe? (mihataka lavidavitra sao misy ratsy famaky)
@hevitr'ise d mety miantso v ny fo....ry intelligenzia?? amiko ny amour no manosika miantso izay vao manaraka ny fo heheheh 8)

20. dadabe
(
02/03/2005 04:27)
izany hoe misy fitiavana mitsiry aloha ,dia mitombo tsikelikely izay vao ny fo no miditra antsehatra,
ohatra:misy fitiavana ny te hianatra ordinatera ,fa rehefa tena mianatra dia manjary tia an'ilay matos ,dia izay vao raikipitia ao am-po(ohatra izany a)
mbola hitohy (l)
ohatra:misy fitiavana ny te hianatra ordinatera ,fa rehefa tena mianatra dia manjary tia an'ilay matos ,dia izay vao raikipitia ao am-po(ohatra izany a)
mbola hitohy (l)