Antson'ny fo

1. intelligenzia ( 22/02/2005 04:43)

dia miantso marina ve ny fo araka ny hevitrareo?
répondu par fijo le 16/03/2005 22:11
2. dadabe ( 22/02/2005 06:35)
kiiiiiiiii elah ty lesss :D
3. Angolaina ( 22/02/2005 08:56)
Ny fitiavana no miantso fa tsy ny fo ka ! fa ny fo no marary raha vao tongavan-dra fitiavan de le hiaka avoakany iny no mahatonga azy hoe antson'ny fo! :D
4. booboo ( 22/02/2005 10:35)
ouaip
5. yonikafopl ( 22/02/2005 19:13)
ny fidobok'ilay fo no fomba fiantsoany. Ka rehefa midobodoboka izy de miantso izany ka mila valiny.
6. fijo ( 22/02/2005 21:21)
yonika ary raha loza le valiny
7. intelligenzia ( 22/02/2005 23:13)
maninona (lesy) ry dadabe?
8. dadabe ( 23/02/2005 12:23)
intelligenzia/de rien eeee,fa ny fo indraindray tena miantso a :lol:
9. intelligenzia ( 23/02/2005 12:34)
tena miantso tokoa ve ny fo...ry i dadabe? (mihataka lavidavitra sao misy ratsy famaky)
10. fijo ( 23/02/2005 21:01)
izay aby iznay ka
11. yonikafopl ( 25/02/2005 21:12)
fijo hihihih
12. iartistika ( 26/02/2005 09:48)
Mamponé!
13. intelligenzia ( 26/02/2005 10:22)
[size=10]iza no mampé?[/size]
14. methode ( 26/02/2005 10:28)
Ny foko aloha mbola tsy henoko niantso e!! Sady mbola tsy nisy nantsoiny!!
15. intelligenzia ( 28/02/2005 04:11)
fa nenirafaniza no tokony hiantso na antsoin'ny fon'i methode? :wink:
16. dadabe ( 28/02/2005 12:33)
Mpandefa : intelligenzia [ Valio ] 23-02-2005 15:34:33
Lohateny : Re : Antson'ny fo
tena miantso tokoa ve ny fo...ry i dadabe? (mihataka lavidavitra sao misy ratsy famaky)


@hevitr'ise d mety miantso v ny fo....ry intelligenzia?? amiko ny amour no manosika miantso izay vao manaraka ny fo heheheh 8)
17. fijo ( 28/02/2005 21:29)
ny amourrrrrrr kay aza tratrany an
18. cutie ( 28/02/2005 22:35)
ahona ny ahafantaran'le fo an'le amour ry dadabe?
19. fijo ( 01/03/2005 20:42)
valio izany ry dadabe an
20. dadabe ( 02/03/2005 04:27)
izany hoe misy fitiavana mitsiry aloha ,dia mitombo tsikelikely izay vao ny fo no miditra antsehatra,
ohatra:misy fitiavana ny te hianatra ordinatera ,fa rehefa tena mianatra dia manjary tia an'ilay matos ,dia izay vao raikipitia ao am-po(ohatra izany a)

mbola hitohy (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2925