stock tampon amidy eny @ tsaky popy

1. intelligenzia ( 16/02/2005 06:22)
izay fotsiny ihany dia tsaroany ilay hafatra
:)
novalian'i Ramaso ny 17/02/2005 14:29
2. hery ( 16/02/2005 09:46)
tsaroan'iza? :-)
3. hery ( 16/02/2005 09:47)
stock tampon amidy eny @ tsaky popy... aahhh nostalzika intelligenzia :-) te hiverina amin-dradidy dia mandefa hafatra aminy eto.

Azoko dika hoe

stock tampon amidy eny @ tsaky popy... tadidinao ve zah radidy? :-)
4. bichette ( 16/02/2005 10:22)
8O :cry:
5. intelligenzia ( 16/02/2005 11:52)
hery> pahana ve ahay mamaky forum e? :-D
hafatra ho an'ny filoha io fa kalamina toi. toi kou ange tsy maninona raha mitsotra fa efa fantatray ny position raisin'i toi e! :)
6. Fanja1 ( 17/02/2005 09:05)
7. intelligenzia ( 17/02/2005 09:22)
fanja sy bichette> ny dikan'io dia hoe TIM e! Teo Ihany Miverina
8. booboo ( 17/02/2005 10:18)
:roll: lasa resa-politika lé sujet " sakafo " milay beeee ! pfffff :evil:
9. Ramaso ( 17/02/2005 14:29)
za mo de tsy mahay io politika politika io fa rehefa voky sy tsy milaha bary sy takatra ny vidin-kaly dia izay no lafatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.307