Aleloia! Amena

1. intelligenzia ( 03/03/2005 13:02)
fa maninona ny vavolombelon'i j... no matahotra miteny hoe: [size=13]Aleloia![/size]
novalian'i sonwin ny 13/04/2005 11:42
2. xxx ( 03/03/2005 17:16)
de tsy haiko ndray zany!!!!!!!!!!!!
3. iartistika ( 03/03/2005 18:10)
Temaka ve zany sa inona?
4. moi ( 04/03/2005 07:21)
Tsy ny Temoin de Jehovah (ndeha hataontsika hoe TJ) rehetra ka !
Ny azy na ny mivavaka aza toa misy sokajiny ny olona mahazo manao azy ! Ry zareo ange tsy mba mivavaka izany rehefa mitsidika tokantrano fa tonga dia bla bla bla e ! Ary ianao koa tonga dia hialany raha mivavaka aloha, fa tsy ny tahaka anao hono no mahazo miantso mivantana an'Atra !!
5. xxx ( 04/03/2005 07:49)
moi > marina ve izany ry moi ? hitako zany ny fika raha vao misy tonga ato amiko tonga dia hivavaka za !
6. routa ( 09/03/2005 13:48)
ita hoa ry xxx tsy hivavaka de ahoana? fa olona manao ahoana hono no mahazo miantso an Atra ?zahay zany inona tsy ekeko ndray zany an!
7. dadabe ( 31/03/2005 07:49)
tonga dia ento ambavaka raha vao miditra ny trano izany kle
8. Veloo ( 31/03/2005 16:32)
Dadabe :lol: :lol: :lol:
Matoa ry zareo tsy manao aleloia satria diso ny zavatra izay toriany :lol: :lol: :lol:
9. dadabe ( 01/04/2005 14:53)
veloo>porofoy fa diso ary hoe?? :roll: :?:
10. fijo ( 04/04/2005 21:57)
satria ny azy hivarotra boky no tena antondiany.
11. annie ( 08/04/2005 15:27)
Moi!
Tena marina veireo voalazanao ireo sa nampitomboina? Mivavaka tsara mihintsy ny temoins de jehovah.
Veloo! fantatrao ve aloha hoe inn no dikan'ny Aleloia?
Fijo! Inn moa le boky hamidiny? tsy manambara ny baiboly? Maninn ary isika no mividy Baiboly?
Tsy temoins de jehovah za akory,fa ny mampalahelo de raha vao ny fahamarinana ao @ baiboly no hambara de betsaka ny tafitohana!
namana
12. Lejim ( 09/04/2005 00:13)
haha, tsy dia haiko momba an'izany ry reto kah! Nisy tany aminay izay indray, "Temoins de Jehovah" nandeha nitory tany amin'ny tranon'izay bandy mpivavaka amin'ny "Jesosy Mamonjy.". Nandeha amin'izay ilay resaka hoe, Atra ve Jesosy sa tsia. Samy nihizingizina tamin'ny heviny ireo dia vazavaza niafarany. Samy milaza azy ho mpanaraka amin'ny antsakany sy andavany ny Baiboly ireo olona roa lahy ireo, nefa zara raha tsy ady niafarany!
tsssssss, tena Baiboly sy tenin'Atra ve hoy aho ny an'ireto sa rehefa samy lany morse avy ao anaty Baiboly iny dia atao amin'ny vava be sy hery setra ny iafarany!
Atsika mieritreritra!
13. sonwin ( 09/04/2005 11:10)
:-D :-D ka izany no hiafarany rehefa samy manao interpretation ny baiboly araka izay mety aminy ka...ny tena mampiné nge dia isika aty amin'ny taon-jato faha-21 indray no tena miseho ho favy sy mahalala ny baiboly e.Samy miseho ho babany aby :-D :-D
14. dadabe ( 09/04/2005 14:46)
angamba r'izareo tsy nanomboka t@alalan'ny vavaka ,de mangataka ny Fanahy Masin'Andriamanitra hitari-dalana,raha tsy izany ,ataon'i Satana levona ampitsanganana hhmm :(
15. annie ( 11/04/2005 08:43)
tohanako enao dadabe!
ary isika gasy kou anie raha hanitatra resaka tena voalohany mihintsy e! raha nahita zao hoe vaky ny vavany de vao miala eo de lazaina vaky ny lohany de tsy nahatsiaro tena izy sns... za aloha de tsy mba taitra e! be wawawwa loatra isika gasy
16. dadabe ( 11/04/2005 09:40)
annie>ary raha tsy gasy de ahoana?
17. annie ( 12/04/2005 17:56)
hihihihih sa isika miresaka eto anie gasy e! sa enao komorianina? :-* :-* :-* :-*
18. sonwin ( 13/04/2005 11:42)
frera an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2096