Liste des messages
Liste des messages, inserés par sonwin, par ordre de date
sonwin
(
07/06/2007 11:15)
dinidiniky ny kristianina katolika
1- Fa isika kristianina katolika angaha tsy mandefitra mihitsy raha mahatsapa fa manana ny rariny? Na dia hita izao aza fa mety hiteraka korontana ilay "tsy fandeferana"?
2- Raha ny zon'olombelona no...
suite
répondu par ikaretsaka le 12/06/2007 21:58
sonwin
(
30/05/2007 10:55)
olana eo ampidirina
1- Rehefa miditra serasera.org aho io maraina io dia tsy tafiditra mihitsy ary tena tsy misokatra ny site. Rehefa avy ao amin'ny radiovazogasy nefa aho no mankato dia mandeha soa aman-tsara.
2- ...
suite
répondu par cutie le 30/05/2007 22:27
sonwin
(
13/11/2006 17:49)
mpanohitra
Fa ry 'zareo politisiana mpanohitra hoa toa tsy misy atokona mihitsy e. hany ka mamorona atsanga tsy aman'orana sy mamoromporona stratejia lava izao.Aiza moa no ho tian'ny vahoaka.
'Zay ny amin'in...
suite
répondu par fijo le 15/11/2006 20:52
sonwin
(
11/11/2006 17:31)
Tiako Madagasikara
Ny firenena izay hatsangantsika
dia firenena tena vanona
Ka andeha hiaraka hihira isika hoe
"Tiako i Madagasikara" o^o
Sa tsy izay ranamana Bazylou? :°), tohanako mihitsy ny hevitrao amin'ilay ...
suite
répondu par fiaritiana le 13/11/2006 21:08
sonwin
(
26/10/2006 09:45)
ny honohono.....mpandalo aho nefa
Ary ny resaka ato tena mandeha be mihitsy an! dia mandeha daholo koa ny honohono isan-karazany! owe izao sy izao hono e! mahatsikaiky ry 'zareo...
Ny hafatro?..mpandalo aho no eto!
Dia aza lasa...
suite
répondu par ninih le 31/10/2006 16:47
sonwin
(
20/10/2006 14:03)
zistoire
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay......
suite
répondu par Zina le 20/11/2006 19:37
sonwin
(
17/05/2006 08:34)
sipa TDM sy sipa MTM
Sady tena izy no ankamantatra, no mba te hahalala ny hevitrintsika:
Azo fantarina amin'ny endrika ety ivelany ve ny sipa TDM sy ny sipa MTM?...
suite
répondu par dadabe le 28/05/2006 07:43
sonwin
(
04/05/2006 18:08)
mitady tononkira, hira iray kanto dia kanto
Miarahaba,
Sao misy afaka manome ny tonon'ity hira ity azafady: Ny lohateny aloha tsy haiko, ny mpihira koa tsy haiko, ny haiko fotsiny dia hoe hira talohaloha ilay izy dia misy hoe:
Na sarotra az...
suite
répondu par cutie le 08/05/2006 21:39
sonwin
(
23/04/2006 13:37)
504 baché
Sao mba misy afaka mamaly kay hoe ohatrinona isan'andro izao ny hofana 504 baché raha entina miala hatrany amin'ny 120 km miala an'Antananarivo.Iantohana ny gasoil amin'izay. Misaotra indrindra. Afak...
suite
répondu par Herimiafina le 27/04/2006 18:34
sonwin
(
23/04/2006 13:33)
Botaniste
Hono hoa, raha misy afaka manome valiny, ohatrinona isan'andro eo ho eo izao ny prdm-na botaniste raha mitondra azy hanao collecte-na plante. Misaotra indrindra, azonao alefa hafatra amiko raha tsy te...
suite
répondu par sonwin le 24/04/2006 06:38
sonwin
(
02/02/2006 09:57)
fifandrifiana ve sa....
Handimby an'i VJE ve ilay kely mpitarika grevy ito sa sendra nitovy ilay satroka? sa midika ilay satroka hoe "ekipa" iray ihany ry zareo..asa anefa!
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=40303&r...
suite
répondu par fijo le 03/02/2006 19:46
sonwin
(
25/07/2005 07:05)
matotra amizay
Aoka izay ny sangisangy, tsikitsiky sy hanihany,aleo hifarana hatreo
Aleo hono matotra amizay fa lazainy ho mankaleo
Dia samy kopy zany isika, sa tsy izany ry zareo?
Dia tsy mivanitika ihany koa an...
suite
répondu par akamatiana le 09/08/2005 08:39
sonwin
(
22/04/2005 14:01)
Mariazy virtoaly
Amin'ny maha-Pape virtoaly ahy dia manambara etoana fa manomboka anio dia mpivady virtoaly i MIFENTY sy MISHOU.
Hamasiniko ianareo roa ho mpivady ara-biritoaly, miteraha virtoaly maro, mamenoa ny ta...
suite
répondu par sasa le 31/05/2005 13:28
