sipa TDM sy sipa MTM
1. sonwin
(
17/05/2006 08:34)
Sady tena izy no ankamantatra, no mba te hahalala ny hevitrintsika:
Azo fantarina amin'ny endrika ety ivelany ve ny sipa TDM sy ny sipa MTM?
Azo fantarina amin'ny endrika ety ivelany ve ny sipa TDM sy ny sipa MTM?
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 07:43
8. diamondra27
(
17/05/2006 10:17)
TDM= tonga dia manao
MTM=Mila tiavina vao manao:-D:-D:-D:-D:-D:-D
MTM=Mila tiavina vao manao:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. sweetia
(
17/05/2006 10:23)
hay ve izany izy ity e
toa ts fatatra ivelany ilay izy ko indraindray manko mety masina ivelany izy nefa TDM fa tsy MTM:roll::-D
toa ts fatatra ivelany ilay izy ko indraindray manko mety masina ivelany izy nefa TDM fa tsy MTM:roll::-D
11. watafon
(
17/05/2006 11:12)
sarotra ihany aloha e! fa misy hamantarana azy ihany nefa fa tsy atoroko!:-D:-D
13. Fiffi
(
17/05/2006 11:31)
wata: ountsss ! fa maninona koh ? zah zao mba te-hahafantatra an'ireo de ahoana ? ao mô wata mba lazao anay an! :):*
15. mandrindra
(
17/05/2006 11:42)
watafon , mandeha eto amin'ny virtoaly koa ve zany fika zany sa any amin'ny realy ihany, mba tairo sopapa any aloha letsy a !
17. dadabe
(
17/05/2006 11:53)
TDM
TDM =Tiko Diamondra sy Mamazelkely
MTM =Manja sy Tsara i Mamzelkely
hatsikana sy lalao io ry papa de kalamisa elha a :-$:wink:
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 17-05-2006 13:34:33
Lohateny : sipa TDM sy sipa MTM