sipa TDM sy sipa MTM
23. sonwin
(
17/05/2006 13:59)
Ralay > tsara ilay hevitra fa zany hoe ilay ahitana azy ety ivelany mihitsy ange no mahaliana a.
Fa ny sipa aloha na TDM io na TMT tsy maintsy hoe TIM daholo e.
Fa ny sipa aloha na TDM io na TMT tsy maintsy hoe TIM daholo e.
26. sonwin
(
17/05/2006 16:43)
le morsa roa voalohany ange efa hitanareo ireo ambony ireo daholo e :°), fa raha tena lazaina ilay izy grave kokoa :^)
dadabe> diso ny an'ialahy ny fanalavana 8)
wata> omeo le sopapa radoko a, sao mba efikasy virtoaly koa:°)
sw> kalama elah an:-$:-D:-D
dadabe> diso ny an'ialahy ny fanalavana 8)
wata> omeo le sopapa radoko a, sao mba efikasy virtoaly koa:°)
sw> kalama elah an:-$:-D:-D
29. diamondra27
(
18/05/2006 04:56)
dadabe: tsy sonwin no miteny @ tenanay fa i sweetia
sweet: TIM= Tena Ilaiko i M.....(na) ny M.....:wink:
sweet: TIM= Tena Ilaiko i M.....(na) ny M.....:wink:
31. sweetia
(
18/05/2006 05:09)
mhhh tohizo we ilay M.... na le M.... iray ry diamondra
sa ve hoe "tiako i mamanay' sa ve hoe "tena ilaiko i mamanay":lol:
sa ve hoe "tiako i mamanay' sa ve hoe "tena ilaiko i mamanay":lol:
32. little
(
18/05/2006 05:21)
ny aty aloha ny TDM: Ty Dray de Miodina fa ny MTM: Mety tena miodina. sa :?:
33. mamafara
(
18/05/2006 05:42)
tany am-pianarana zaho no niresaka io tamin'ny namako dia nazava be ny resaka
TDM = Tonga Dia Mivelatra
MTM = Matory Tonga dia Manao
mifona aho raha manafintohina anareo
ny endrika hahafantarana azy indray ety ivelany, ahoana no ahalalana izany. andramonareo ry zatovolahy dia mba miverena eto sao hanao Tonga Dia Milentika any

34. diamondra27
(
18/05/2006 05:54)
:-D:-D:-D
toa ohatran'ny mety daholo 'zany rehetra 'zany
tantine koa: tsy misy mifona 'zany eto fa milaza ny marina
toa ohatran'ny mety daholo 'zany rehetra 'zany
tantine koa: tsy misy mifona 'zany eto fa milaza ny marina
35. mamafara
(
18/05/2006 06:23)
tsy tantine hoaho fa mamafara ry diamondra27
ndry zao no ataoko tantina diamondra,mety?
ndry zao no ataoko tantina diamondra,mety?
36. diamondra27
(
18/05/2006 07:02)
efa oe: diams forever ho'aho :wink:
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img162.imageshack.us/img162/5030/diams2710xy.gif[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img162.imageshack.us/img162/5030/diams2710xy.gif[/IMG][/URL]
38. dadabe
(
18/05/2006 07:59)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-05-2006 10:03:45ndao hivoka hiaraka amiko fa manao resaka anjorony daholoreo ry bavikely a:roll:
Lohateny : Re : sipa TDM sy sipa MTM
Tsisy azoko kou ze resahinareo ato kle
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 18-05-2006 09:56:39
Lohateny : Re : sipa TDM sy sipa MTM
dadabe: tsy sonwin no miteny @ tenanay fa i sweetia
sweet: TIM= Tena Ilaiko i M.....(na) ny M.....
Tiko Ilaiko i Madrindra (dia mody tsy tohizany ):roll::roll::-w
39. sweetia
(
18/05/2006 08:05)
tena haka saina indray izaho izany ka lasa lalina lotra le resaka :roll::!::?: