sipa TDM sy sipa MTM
61. dadabe
(
19/05/2006 04:31)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-05-2006 19:29:47:-$:-$.....ary ndhe mianatsa fa tsy laozana mananatsa eo ...:evil::-w:-w:-$:-$....:@...:-*..(l)...:wink:
Lohateny : Re : sipa TDM sy sipa MTM
bedada, ngo de diso taranja less elah. Sao tokony nanao detektiva fa tsy ...
62. mamzelkely
(
19/05/2006 05:45)
sweetia:
oui papa tadiaviko 8)
hummm omano ny pop corn sy coca ry zareo ho anao spekta fa hisy kobaka ato aa :-D:-D:-D:-D
63. mamafara
(
19/05/2006 06:27)
aza manao an'izany ianao ry diamondra fa ny sasany ange mihomeme sy misariaka fa tsy voatery hanome ê!
fa misy an'ireny mody tsy miteny firy reny aza nefa ary ambadika vy dia manokatra mampamaky boky.
azondry ve?
fa misy an'ireny mody tsy miteny firy reny aza nefa ary ambadika vy dia manokatra mampamaky boky.
azondry ve?
64. watafon
(
19/05/2006 06:58)
hahaha! tena adinoko ndray le izy nefa tadidiko t@ vôlohany kle ! tsssss ! ela loatra za tsy niditra tato d very e! :-D:-D:-D:-D
65. mamzelkely
(
19/05/2006 07:57)
inona ny adinon'i watafon za manko ts de maharaka ko fa midikiditr ftsn :-D:-D
66. sonwin
(
19/05/2006 08:14)
mamafara> ireny mody tsy miteny firy ireny mihitsy ilay atao hoe MTM, ary refa tena dinihina aza dia ireny mihitsy no TIM 200% e! asa anefa....
diamondra27> ié :°)..Tonga Dia M... é
zelkely> kombaka inona fa tsy arako?
diamondra27> ié :°)..Tonga Dia M... é
zelkely> kombaka inona fa tsy arako?
68. pissoa
(
19/05/2006 09:26)
Hihihi, niverina tampoka i zelkely fa nisy nitady sonwin kle :-D:-D:-D
70. mamzelkely
(
19/05/2006 11:04)
Tonga de Mikombaka ve ry watafon ieuu :-D:-D:-D:-D
pissoa fa aôna mits no ts hipotra tampoka :wink::-D:-D
pissoa fa aôna mits no ts hipotra tampoka :wink::-D:-D
71. dadabe
(
19/05/2006 11:20)
:°)aleo haka pilasy malaky de aiza le pocorn ry pissoa a
ouy i sonwin
io ve less de tsy arak'elh ry papa a vakio tsara le kozz
ouy i sonwin
zelkely> kombaka inona fa tsy arako?
io ve less de tsy arak'elh ry papa a vakio tsara le kozz
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 19-05-2006 10:45:31
Lohateny : Re : sipa TDM sy sipa MTM
Hoy i sweetia:
oui papa tadiaviko
hummm omano ny pop corn sy coca ry zareo ho anao spekta fa hisy kobaka ato aa
73. mamafara
(
19/05/2006 12:09)
andao ary mba hijery an'izany combat ato zany aloha fa tsy arako tsony koa
74. diamondra27
(
19/05/2006 12:47)
tena raikitra ve letia e!
kombaka foana koa izy izany na lahy na vavy
fa ahoanaihany 'nareo ireto e!
petiterose koa hono hikombaka:-D:-D:-D:-D:-D
raha vao mi-allume eo njy tonga de K.O an!
Zelkely no tompon'ny laka.
Tanjemo manaonao foana ato

75. mamafara
(
19/05/2006 14:03)
o ry diamondra27, f'angaha tena misy tompon-daka na tsy vita aza ny ady?zaho koa mba hisipekita an'izany
76. pissoa
(
19/05/2006 14:48)
mamafara, ie! Le izy anie kombaka mba hihinana pop korna fotsiny fa efa fantatra ny tompon-daka e! :-D:-D:-D
zelkely, zay mihitsy retsy an :-D:-D:-D
zelkely, zay mihitsy retsy an :-D:-D:-D
77. totofy
(
19/05/2006 15:50)
gilasy gilady be , gilasy gilady be.....
kilarinety , kilarinety .....
aiza ny kombaka é :-D:-D.....
sonwin :
jereo ao anaty masony izy é .....ao lé fika :-D:-D:-D
gilasy gilady be gilasy gilady be....
kilarinety , kilarinety....:wink::wink:
kilarinety , kilarinety .....
aiza ny kombaka é :-D:-D.....
sonwin :
mbo valio ilay fanontaniako ry namana an..sa tsy misy fika ahafantarana ny TDM sy ny MTM ivelany mihitsy? tena ilaiko izy io mantsy
jereo ao anaty masony izy é .....ao lé fika :-D:-D:-D
gilasy gilady be gilasy gilady be....
kilarinety , kilarinety....:wink::wink:
78. diamondra27
(
19/05/2006 18:08)
mamafara: araho lavitra fotsiny ny film(match) ho'aho!
efa oe: mamz no tompondaka eto fa aza miadaladala fa ze miditra eo tonga de K.O
na tsy vita aza ny kombaka de efa fantatra mialoha ny izay mandresy satria tsy misy na de iray aza adversaire sahaza eto(izaho aza milavo lefona koa:wink:)

80. totofy
(
19/05/2006 18:47)
:wink: gilasy é gilasy gilady be hoan' ny spekta é !:lol::lol::lol:
diams : ary tsy fantatro hoe mamz mafy be ..tout'klé:idea::-D:-D
diams : ary tsy fantatro hoe mamz mafy be ..tout'klé:idea::-D:-D