sipa TDM sy sipa MTM

121. dadabe ( 23/05/2006 14:39)
Mpandefa : Liebe [ Valio ] 23-05-2006 14:04:43
Lohateny : Re : sipa TDM sy sipa MTM
iza amin'ireo ps ireo no papa?
Miverina ery ambony

sonwin , de kitiho anie e:wink: kotio anie i papa sonwin e avy de miakatra i zelikely

=D=D eo less zalahy amporisiho sitran'ny ahay hisy kombaka be a

petiterose :snif::snif: hay toi tsy mamely maina :snif:
122. diamondra27 ( 23/05/2006 15:02)
mamzelkely::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
tena hainjy tsara ny nanazava azy

aza omena olona ny trĂ´ne, fa na de za aza saropiaro (=protection)@njy; ze mitady haka ny toeranjy de ataoko TDM koa.

ary 'ty liebe 'ty miseho ho .....
123. sasa ( 24/05/2006 04:02)
za koa miaraka 100% am zelkely :-* , tsy misy mahazo mikitikitina an'i Papa sonwin mitry :-D:-D:-D:-D:-D efa an'azy irery iny
Diams ye tonga d TDM mintsy za koa hanampy
124. Liebe ( 24/05/2006 04:36)
hay ve ka misy an'izany e!:twisted:
125. mamzelkely ( 24/05/2006 04:43)
Liebe eh oui !!!:):-D:-D

diams sy sasa :-*:-*:-* namana tokoa nareo :-*:-*
126. Liebe ( 24/05/2006 05:38)
eto ihany 'zany :):-D:-D:-D
127. dadabe ( 24/05/2006 06:39)
avy aty Liebe a:(:(:( omeko protection toi :wink:
128. sasa ( 24/05/2006 09:09)
dadabe aza mitady kombaka eo elah hi hihi :-D:-D
mamz :-*:-*:-*
129. dadabe ( 24/05/2006 09:17)
:evil:ka izy aza atsy ambadika azy manao ko
130. mamzelkely ( 24/05/2006 09:26)
iza no manao inn ry dadabe :roll:
131. dadabe ( 24/05/2006 09:42)
:roll::roll:
132. dadabe ( 24/05/2006 09:53)
:-$:-$
133. mamzelkely ( 24/05/2006 10:33)
:roll::roll::-$:-$
134. Liebe ( 24/05/2006 12:42)
dadabe> mici an :-*
135. diamondra27 ( 24/05/2006 20:40)
mamz::-*:-*:-*:-*
fa liebe aloha hummmmmm, soa ihany fa teto paris fa tsy allemagne
136. dadabe ( 25/05/2006 08:44)
:o:o:o8O8O:-w:-w

liebe> tsary misy fisaorana re a :oops::oops::oops:
137. Liebe ( 25/05/2006 13:57)
diamondra27> fa mifanalavitra angaha izany? :P, fa na izany aza aloha tsy azoko tsara ny tianao lazaina e:roll:
138. diamondra27 ( 25/05/2006 21:09)
liebe: rehefa tsy mahazo injy de ataoko ahoana ; fa 'za tsy hanoro ny dikan'io

mamz: njy maharaka ny tiako lazaina foana an!
sasa: dia indry koa an!
139. Liebe ( 26/05/2006 07:47)
aiza koa no tsy azahoako an'izany fa mba...:-D:-D:-$
140. dadabe ( 26/05/2006 08:34)
liebe> andao henjehitsika sy toi @ ropilanina retsy a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092