sipa TDM sy sipa MTM
81. pissoa
(
19/05/2006 19:01)
Kay le, hisy 2eme touro eto zany :-D:-D:-D Na lafo be aza ny gilasin'i totofy toa ho lafo daholo ihany :-D:-D:-D
sonwin> Interessant ngah toi no toa hisy kombaka maromaro eto? :^):°)
sonwin> Interessant ngah toi no toa hisy kombaka maromaro eto? :^):°)
82. diamondra27
(
19/05/2006 20:37)
liebe 'zao hanao défi:-w:-w
totofy: efa avy nikotrana tsara izy zao nandritra izay absence-ny teo 'zay kou , tonga de bokona be
totofy: efa avy nikotrana tsara izy zao nandritra izay absence-ny teo 'zay kou , tonga de bokona be
83. mamafara
(
20/05/2006 09:11)
f'ahoana ry diamondra27 no milavo lefona.ka ataoko nareo roa samy manja.hoatrany mba efa nahita ery koa zaho zany.
tsy aleo ve chips toy izay pop corn.refa mba mijery combat de chips fa refa any amin'ny sinéma de pop corn. Fa aza ampofoina fotsiny an sao mitsaingoka ny tanan'ny sasany
tsy aleo ve chips toy izay pop corn.refa mba mijery combat de chips fa refa any amin'ny sinéma de pop corn. Fa aza ampofoina fotsiny an sao mitsaingoka ny tanan'ny sasany
84. diamondra27
(
20/05/2006 10:04)
mamafara: ie, de rehefa tsy nahita dia aza miteny aza e!:wink:
milavo lefona aho satria mahalala ny tandrifiko. Eto dia i mamz no tompon'i ring ka ze miditra de K.O
:-D:-D:-D
Sao de mba te-hiditra koa aza i mamafara hanao TDM klé:wink:
milavo lefona aho satria mahalala ny tandrifiko. Eto dia i mamz no tompon'i ring ka ze miditra de K.O
:-D:-D:-D
Sao de mba te-hiditra koa aza i mamafara hanao TDM klé:wink:
87. dadabe
(
20/05/2006 14:59)
aza hitako ihany koa ka hisy kombaka entre wata sy....??aoriana kely ao de i pingouin (le sakakely )no tompondaka
fa izany hoe al;eo haka pilasy fa hisy kombaka eto kle
fa izany hoe al;eo haka pilasy fa hisy kombaka eto kle
91. sonwin
(
21/05/2006 17:05)
TDM vs TIM zany ty kombaka ato ty raha hisy an :?
Mipetraka eo akaikin'ny mamafara izao no tsara sady mihinana gilasy:^):^)
Mipetraka eo akaikin'ny mamafara izao no tsara sady mihinana gilasy:^):^)
92. diamondra27
(
21/05/2006 17:25)
:-D:-D:-D
sonwin: i liebe ange efa mitady an'elah de mba asiana sira kely akory, tssss
matahotsa njay nedala letia e!
sonwin: i liebe ange efa mitady an'elah de mba asiana sira kely akory, tssss
matahotsa njay nedala letia e!
97. petiterose
(
22/05/2006 05:00)
diamondra27, fa tena mazana be nga enao no tonga d haha KO ana? za anie ts mahay miady e, fa mi allumer no tena haiko, ka rehefa tafarehitra le afo de zayihany
98. mamafara
(
22/05/2006 07:26)
o ry sonwin, mbola tsy tonga akory ve zaho dia misy mampihorohoro hoe KO sahady... andao marina hilelaka gilasy fa sady efa mihamafana ny andro.
fa maninon ry watafon no ny resy no alaina â! par pitié ve???
fa maninon ry watafon no ny resy no alaina â! par pitié ve???
99. pissoa
(
22/05/2006 07:38)
petiterose:Ary ity petiterose ity sipakely mietraketraka kle :-D:-D:-D handrehitra ony izy :roll: de ary ambadika ary ndray misy lazainy misy tsonjominy am'tsilo ony :-D:-D:-D
diamondra27, fa tena mazana be nga enao no tonga d haha KO ana? za anie ts mahay miady e, fa mi allumer no tena haiko, ka rehefa tafarehitra le afo de zayihany
:-*:-* njy retsy an.
100. totofy
(
22/05/2006 08:12)
gilasy ô gilasy gilady bé !!!!!:wink:
ity mampidina ny tosi-drà sy ny température sy izay miakatra rehetra ô , mangatsiatsiakô....
gilasy ô gilasy gilady bé ô :-D:-D
ity mampidina ny tosi-drà sy ny température sy izay miakatra rehetra ô , mangatsiatsiakô....
gilasy ô gilasy gilady bé ô :-D:-D
