sipa TDM sy sipa MTM

41. sweetia ( 18/05/2006 08:23)
inona no tsy mapety an'izany ry dadabe

izao mitovy ny fiatombohan'ny ps anay sy sw ilay iray :arrow:
42. pissoa ( 18/05/2006 08:24)
bedada:
ndao hivoka hiaraka amiko fa manao resaka anjorony daholoreo ry bavikely a
Hita wa less! Ndao tsika dahy fufume :@ kely ao ivelany reo tsssss 8O:-D:-D:-D
43. sasa ( 18/05/2006 08:56)
=))=))=))=))=))
44. sweetia ( 18/05/2006 08:58)
sao dia bonbon sigrety izany fufumer- nareo izany ry pissoa :-w:-w:lol:
45. dadabe ( 18/05/2006 10:34)
hamely koa ngah toi :@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@de aza sintonina mafy fa misy pra ato @ serasera ato :@:@:@:@:@ , omeo tige ray injay klou fa lany le teo pissoa a, de asio filtre , aiza le birikee , de ity ny an;i sw tairo amizay pffffffpfffpffff :@:@:@
46. sweetia ( 18/05/2006 10:53)
ary aiza le sw le iray ee :roll::lol:

eo kalou omeo an'izany aza andramana izany bonbon sigarety nareo zany :@
47. pissoa ( 18/05/2006 11:01)
papa misy mitady 8)
48. sweetia ( 18/05/2006 11:04)
oui papa tadiaviko 8)
49. mamafara ( 18/05/2006 11:35)
dadabe = TDM = Tonga Dia Mivoaka & Tonga Dia Mifume
50. cutie ( 18/05/2006 12:32)
hummmmm8)
51. sonwin ( 18/05/2006 12:44)
mbo valio ilay fanontaniako ry namana an:?..sa tsy misy fika ahafantarana ny TDM sy ny MTM ivelany mihitsy? tena ilaiko izy io mantsy :°)

52. cutie ( 18/05/2006 12:48)
za ko atsy mahay na ny fanalavana zy aza tsyhaiko:lol:
53. mamafara ( 18/05/2006 12:57)
ka ianao ange ato amin'ny hatsikana sy lalao dia aleo atao hivanitihana daholo zay soratana eo
54. sweetia ( 18/05/2006 13:06)
io heny i sw hahahaha :-D
ao fa valiko ianao e tsy misy wa sa ianao hijery ahy dia fatarinao:!::idea:
55. dadabe ( 18/05/2006 13:47)
humm swetia sy sonwin humm sao dia i mamzz ihany aza io le :-w:-w
56. sweetia ( 18/05/2006 14:07)
iza ndray ity mamzz ry dadabe :-w:-w
57. dadabe ( 18/05/2006 14:21)
kofibay izay , mety @ i toi mihitsy izay kofiboay izay ka :°):wink:
58. pissoa ( 18/05/2006 14:29)
bedada, ngo de diso taranja less elah. Sao tokony nanao detektiva fa tsy ... :-$
=))=))=))
59. totofy ( 18/05/2006 14:33)
:-D:-D:-D
60. diamondra27 ( 18/05/2006 16:07)
sw: sao de izao aza no valiny fa tsy haiko aloha e!

raha vao kitihina le sipa tonga de mimé sy misariaka ary manome

fa le iray mbola mandà vao manome sy mampifilafia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0459