sipa TDM sy sipa MTM
102. petiterose
(
22/05/2006 08:45)
pissoa, ka ts maintsy miaro tena aky fa misy mihetraketraka ahy dia ny tsiloko no mba fiarovako ko! hihiih
103. dadabe
(
22/05/2006 08:51)
hummm ary tena ho kombaka be ity tantara ity kle
Liebe manoroka sonwin
sonwin te hipetraka eo akaikin'i mamafara
zelikely manao humm fotsiny fa saropiaro @ papa:^)
petiterosemitady handrehitra zavatra , de tsikaritr'i pissoa
rey razako oo:^):^) hisy kombaka ihany ity raha izao no mitohy
O ry zama a, omeo gilasy letsy:idea::°):°)

104. mamzelkely
(
22/05/2006 08:54)
dadabe ts maints hisy kombaka wa eo fa misy miantsy mitry eee ho avy toko anie eee:evil::evil::-D:-D:-D:-D
107. dadabe
(
22/05/2006 09:18)
zay io ampazahoy kely aloha zah e :@:@:@:@:@:@:@ de aza sintonina mafy fa misy pra ato @ serasera ato :@:@:@:@:@
petiterose ve hifoka :@:@??
petiterose ve hifoka :@:@??
111. petiterose
(
22/05/2006 13:13)
mifoka inona? tsy mahasalama izany mifoka izany fa aza mba za no tenitenenina anizany ka!
113. diamondra27
(
22/05/2006 15:37)
petiterose: 8O
misy tsy mazava le resaka, fa iza no niteny anjy fa hikombaka aminjy 'za de tonga de KO njy?
Tsy mamaky tsara an! Tsy izaho no resahina eto le manome KO olona ange e!, 'za spekta fotsiny
Tsy eo @ ring ho'aho 'za de milavo lefona fa 'ty kombaka eto ity de natokana ho an'i mamz ny fandresena na iza hiditra eo na iza:-D:-D:-D:-D
MTM = Maty Tampoka izay Miditra :wink:
:-D:-D:-D:-D
petiterose miallume nefa tsy mifoka moly akory:-D:-D:-D
izany ve de aharaka:oops::oops::oops:
fa le tsilo aloha mety manindrona ihany klé
de mba omeo anankiray @ le rose moa 'za e! STP:-*:-*:-*

114. sasa
(
23/05/2006 03:29)
petiterose :-D:-D
Diams sarotra be ny maka an'le rose fa tena manindrona be ny tsilony fa aza miditra amzany njy :P
dadabe ajanony le moly fa sempotra izahay sy petiterose tsy mahazaka moly :twisted:
Diams sarotra be ny maka an'le rose fa tena manindrona be ny tsilony fa aza miditra amzany njy :P
dadabe ajanony le moly fa sempotra izahay sy petiterose tsy mahazaka moly :twisted:
115. mamzelkely
(
23/05/2006 05:21)
diams aaa nan ka ts we Maty Tampoka zay Miditra fa TDM ka Tonga Dia Maty vô humm eo :-D:-D
116. mamafara
(
23/05/2006 05:29)
fa mamzelkely zany no rôle raha azoko tsara dia izahay zany ahoana :oops:
117. mamzelkely
(
23/05/2006 06:15)
mamafara nan ts rôle i zelkely ka fa ra vô papa no misy mikitika de amizay fotôna izay izy rôle :°):-D:-D:-D:-D
119. zoklbfkfk
(
23/05/2006 11:39)
zah koa leitsy mijery fotsiny hoe iza no papa ato. ny ps dada sy dadabe no hitako fa ny papa:roll: