sipa TDM sy sipa MTM
141. ari.malala
(
26/05/2006 09:29)
in daolo aza zany resaka izany kle :-D:-D:-D tara train ndray ny tara lava kle! iza no afaka haka ana am mig fa za ts maharaka oooooooooooo
143. Liebe
(
26/05/2006 11:04)
dadabe> andao :-*, fa za no miteny ny destination an:P.
ari.malala> teneno io ranga manana ropilanina io
diamondra27> :D
sonwin> ary lasa aiza e? :-w
ari.malala> teneno io ranga manana ropilanina io
diamondra27> :D
sonwin> ary lasa aiza e? :-w
144. dadabe
(
26/05/2006 11:41)
hummm :-w zah eto dia mitady an'i sonwin toi ry Liebe :-w fa izany hoe tsy olana ka , miaraka mandeha aeropilanina isika :-$:wink:
145. Liebe
(
26/05/2006 16:56)
dadabe> ka isika ange hande aeorplanina mankany aminy e :-D:-D:-$
Ary K.O daholo angamba ny hafa e :roll::P
Ary K.O daholo angamba ny hafa e :roll::P
146. mamafara
(
27/05/2006 09:26)
mitovy tsika roa ry ari.malala! ndao ramatoa kely avy dia sambon-danitra mihitsy no handehanana dia sady tsy tazan'ny olona tsika no tsy tara lava!
147. dadabe
(
28/05/2006 07:43)
Liebe a!!8O8O :-$ aza mikozy mafy hoaa toi fa sao manaitra zaza matory :-$ de eny @ aerogare izany no fotoana e, @ firy nefa ??:@
