504 baché

1. sonwin ( 23/04/2006 13:37)
Sao mba misy afaka mamaly kay hoe ohatrinona isan'andro izao ny hofana 504 baché raha entina miala hatrany amin'ny 120 km miala an'Antananarivo.Iantohana ny gasoil amin'izay. Misaotra indrindra. Afaka mamaly ahy any amin'ny hafatra ianao an, mankasitraka.
2. cutie ( 23/04/2006 15:27)
za hamaly any @ hafatra zany :*
3. dadabe ( 24/04/2006 03:05)
mifankatia mihitsy izy mitsam le:roll:

tena tsy kopy less zah papa a
4. Herimiafina ( 27/04/2006 18:34)
Efa nahita ihany ve i sonwin e?
matetika ny fanao dia fiara efa mpandeha any amin,ny toerana faleha no alaina dia matetika izy ireny Taxi-brousse de matetika fenoina fotsiny ny frais de voyage dia ampiana kely de entoana ny lasantsy.

Mitadiava fa hahita mora i toi! :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 5.63