Botaniste

1. sonwin ( 23/04/2006 13:33)
Hono hoa, raha misy afaka manome valiny, ohatrinona isan'andro eo ho eo izao ny prdm-na botaniste raha mitondra azy hanao collecte-na plante. Misaotra indrindra, azonao alefa hafatra amiko raha tsy te hamaly etoana nohon'ny antony manokana.
novalian'i sonwin ny 24/04/2006 06:38
2. Fiffi ( 23/04/2006 14:13)
tena tsy azoko ny tiana lazaina.:roll: inona ity PRDM ? hanao collecte plante ahoana ?
3. sonwin ( 23/04/2006 16:45)
per diem - récolte
4. Herimiafina ( 23/04/2006 22:57)
Sonwin: Arakarak'ilay organisme mampanao collecte anao ihany io kah. Efa misy grille de salaire ao aminy dia rehefa mivoaka terrain ianao dai misoratra ao daholo ny Per Diem.
Ary dia arakarak'ilay izy koa, misy manome isaky ny enina ora niasana sur terrain, misy manome iray andro tsy mivaky (nuitées=matory any).

Raha ao Dago no resahana, ka Botaniste ao amin'ny M.B.G etsy Ambanidia Haute-Ville aloha dia siora fa ambonimbony e, any ho any amin'ny Ar40.000 any ankoatry ny deplacement sy ny Hotely.

Ny Per-diem ny CRS/MG izao dia Ar15.000 (taona 2004) ankoatry ny transport sy ny Hebergement.

Miovaova izany, saingy tsy tokony latsak'io ar15.000 io, satria ny sakafo maraina Ar2000, ny atoandro sy ny hariva Ar6000.

Fa kely dia kely ireo an. :@
5. little ( 24/04/2006 05:57)
sali, snowin, midependre le toerana sy ny condition miaraka aminy anie ny per diem e! de midependre ny firenene ihany koa de midependre ny grille efa misy ao @ le organisme ihany koa. de midependre ny status sy diplome n'lay manao recolte koa.
fa manodidina ny 10000Ar sy 12000Ar eo ho eo aloha ny any Dago et fa raha mahay minegoce mety mahazo 50$/jour.
Mahereza mikaroka e!
6. sonwin ( 24/04/2006 06:38)
Ok misaotra anareo fa mety amiko ireo valinteny ireo. Izaho no hanakarama botaniste ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1741