mpanohitra
1. sonwin
(
13/11/2006 17:49)
Fa ry 'zareo politisiana mpanohitra hoa toa tsy misy atokona mihitsy e. hany ka mamorona atsanga tsy aman'orana sy mamoromporona stratejia lava izao.Aiza moa no ho tian'ny vahoaka.
'Zay ny amin'iny fa aza hadino, 03 Dec, Ra8:-$=D

répondu par fijo le 15/11/2006 20:52
2. kitjo
(
13/11/2006 17:58)
ka in ry sonwin no ataony eo?
sady tsisy hevitra no tsisy sosy!
d hanakorontana izao d ny frantsay no hahazo vola hamatsy basy...dia ny vahoaka mitsipaka..ry zareo miala maina..marionety dol!
soa fa tsy hisy mihitsy zany fa eritreritry ry zareo mamondrongony ireo fts!

3. lagoon
(
13/11/2006 18:07)
sonwin:
Fa ry 'zareo politisiana mpanohitra hoa toa tsy misy atokona mihitsy e. hany ka mamorona atsanga tsy aman'orana sy mamoromporona stratejia lava izao.Aiza moa no ho tian'ny vahoaka.
'Zay ny amin'iny fa aza hadino, 03 Dec, Ra8:-$=D
Jereo any fa nangataka contact @nao aho raha mila hira ianao.