fifandrifiana ve sa....

1. sonwin
(
02/02/2006 09:57)
Handimby an'i VJE ve ilay kely mpitarika grevy ito sa sendra nitovy ilay satroka? sa midika ilay satroka hoe "ekipa" iray ihany ry zareo..asa anefa!
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=40303&r=13&d=2006-02-02
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=40303&r=13&d=2006-02-02
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:46

3. sonwin
(
02/02/2006 12:11)
mpitarika grevy eny ankatso. ary lety kay tsy mamaky ilay lahatsoratra kle.VJE indray Voninahitsy Jean Eugene.