zistoire
1. sonwin
(
20/10/2006 14:03)
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay...
Dia izay ilay tantaranay...
novalian'i Zina ny 20/11/2006 19:37
2. Fiffi
(
20/10/2006 14:31)
heu....ka sao de mbola tsy vonona kosa izy @ zavatra hafa ? sao de nandingana étape aloha be loatra kosa enao ?
4. sonwin
(
20/10/2006 15:17)
Fiffi> misy étape angaha ireny? 8), za ts mahadiny raha ela izany fa refa miaraka dia miaraka dia refa tsy miaraka dia tsy miaraka fa tsy asiana eo antenantenany hoe "miaraka hono rehefa miresaka sy hisakafo" hi hi hi.
xxx> aza miafina dia koziko
xxx> aza miafina dia koziko
7. booboo
(
20/10/2006 15:21)
sonwin > ka mba efa "miara-misakafo" sy "miara-miresaka" ara nareo ! hihihihihihi. Sao ilay "miaraka" kosa aza no tsy mitovy ny dikany aminareo ? sao hiaraka @ ilay mankarary an-doha azy kosa :-D:-D:-D:-D
8. Fiffi
(
20/10/2006 15:24)
sonwin: ka zao kosa ange an! raha hoe hiaraka kosa ve tondé ....heu....avy hatrany de dinganina be le étape ? zany hoe miaraka aloha , de miaraka misakafo , de mijery cinéma , de ....sns..de mba rehefa hita fa tena hoe raikitra ! tena mifankatia zay vao mba hatao lasa lavitra kely kosa koh !
Ka raha tsy mbola vonona kosa aza izy de ahoana ?
Ka raha tsy mbola vonona kosa aza izy de ahoana ?
9. andry08
(
20/10/2006 15:42)
Hita hoa! Tena misy io étape io fa tsy azo hatao anie ilay tonga dia mitsoraka iny e!
ihaona, miresaka, mijery sônema, miaraka misakafo sao dia tenda-kanina be eo!:),mitangatsangana sns re e!Mila patience be sy délicatesse kely indraindray dia hita eo na mety na tsia fa aza brusquer-na ny ankizy.:)
ihaona, miresaka, mijery sônema, miaraka misakafo sao dia tenda-kanina be eo!:),mitangatsangana sns re e!Mila patience be sy délicatesse kely indraindray dia hita eo na mety na tsia fa aza brusquer-na ny ankizy.:)
12. sonwin
(
20/10/2006 16:04)
Fiffi, Andry08> marina izany fa 'zany hoe sarotra ny manome detail fa io nofintiniko amin'ny voalohany io ny tantara iray manontolo. Efa namaky teto koa ange izy izay e.
booboo>mitovy tsara ny dikany ka :°). Efa samy lehibe koa.8)
Fa rehefa natao ny kajikajy dia aleo mi-pà fa nandany andro fotsiny kle:^)
booboo>mitovy tsara ny dikany ka :°). Efa samy lehibe koa.8)
Fa rehefa natao ny kajikajy dia aleo mi-pà fa nandany andro fotsiny kle:^)
15. Fiffi
(
20/10/2006 16:24)
sonwin: heu....misy aloha sipa somary heu...mampifilafila ? possible io an ! saingy asa re raha toa ka noména fotoana kely izy ? sa ve de tahak'zany foana ? raha tahak'zany foana manko de heu...ao raha an!
16. Zina
(
20/10/2006 17:42)
fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay...
fa ahona ary ka izany no atao hoe manana sipa fa aza atavezina fotsiny izy ....
mety tsy tianao ko izany ilay izy ko...matoa lazainao eto...
18. fijo
(
20/10/2006 21:20)
sonwin an,marina ny an'ialahy,hiaraka ihany ve tsy aleo atao dian'ny mialoha toa izay ,avy eo vao hanenjika ny fotoana lany.
sady handany faladihan kiraro fotsiny fa hialao
sady handany faladihan kiraro fotsiny fa hialao
