zistoire
41. Fiffi
(
22/10/2006 17:23)
chipie1:normaly io kah ! ny bandy no miantoka rehefa mikaly na cié na zavatra hafa !
koungà sonwin foana no miantoka rehefa mikaly ?:-D
Ao koa ny galanterie ehh !! nga ny vhv indray no tokony hanasy ny lhl de mipay ?
42. vale
(
22/10/2006 21:10)
za mbo gaga!!...
sonwin: rehefa tia de mahandry, de ny fitiavana fizika ftsn izany tsy tena fitiavana an! tiana ny oul iray na de tsy mifanao n'in2 aza! nenay vhv aloha de izay e, tsy midika mihintsy hoe tsy tia anao le sipa raha hoe rhf hiara- hator. de tsy hitra fa rhf hiresaka any @ resto de afaka, jereo tsara ihany fa ireny tonga de maimay @ fatoriana ireny koa tsy milay kah!!
:wink:

44. mimich
(
23/10/2006 06:09)
sonwin:
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay...
hummm sonwin!! zany an!!! iza ndray zany???
45. ari.malala
(
23/10/2006 07:58)
ela be ndray sonwin zany vao hita an! ary iza ndray alo zany nampijaly ny namanay zany eeeeeeeeeeeeee! mba tantarao bitsibitsiho ana mo eeeeeeeeeeeee
47. fasaly
(
23/10/2006 13:11)
ka hiasakafo kosa ve tsy hazoto ny oul:^):-D:-D:-D:-Dsôgany io kou!:wink:
48. ari.malala
(
23/10/2006 13:33)
hita wa ky ry fasaly! hihihi:-D:-D:-D za anie asaina mikaly fa tonga mints a e hihihi:-D:-D:-D
49. cutie
(
23/10/2006 13:39)
Mpandefa : vale [ Valio ] 23-10-2006 11:31:26
Lohateny : Re : zistoire
cutie: ,ndry an! ihihihihihihi
matotra be njy @ le conseil de mime fotsiny za e :-D
50. fasaly
(
23/10/2006 13:55)
ari.malala: ka ny tsy azoko nge de zao e! fa in no notedavin'i sw ankoatran'ny fanomezana kaly anlay sipa:roll::-D:-D:-D:-D ny sipa kou fetys kou:-D:-D
53. ari.malala
(
23/10/2006 14:02)
:-D:-D:-D:-D nikopol, ty filazanao azy koa de mba loza ery! :-D:-D:-D
fasaly, nisy raha kandraniny angamba tao aky de tsy azony a
fasaly, nisy raha kandraniny angamba tao aky de tsy azony a
54. dolby
(
23/10/2006 14:07)
sonwin:
....fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an. Fa ny ankoatr'izay miala pà izy.Dia naleoko koa niala pà fa tsy masaka kle.
Dia izay ilay tantaranay...
Sady mino aho fa nareo no miantoka @ izany :-)
55. fasaly
(
23/10/2006 14:08)
dolby: mazava ho azy kou! sady avy aty andafy:roll::-D:-D:-D
ari.malala: hummmmm! azoko antsaina be ka!:-D:-D:-Diza lotsa ary zao sipa misitery zao!:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
ari.malala: hummmmm! azoko antsaina be ka!:-D:-D:-Diza lotsa ary zao sipa misitery zao!:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
56. cutie
(
23/10/2006 14:11)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 23-10-2006 16:08:58
Lohateny : Re : zistoire
dolby: mazava ho azy kou! sady avy aty andafy
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
57. kelly13
(
23/10/2006 14:17)
lolll za avy aty andafy fa ny tany mada no ni inviter ahy!! za kou tsy hi pailla zany tsinn kou
tsy voatery kousa hoe refa avy aty andafy kousa d mi pailla fôna e, hihihihihihihi
tsy voatery kousa hoe refa avy aty andafy kousa d mi pailla fôna e, hihihihihihihi
60. fasaly
(
23/10/2006 14:59)
kelly: wain be kôsha raha avy aty andafy tsy mi paille zany klé!:-D:-D:-D:-D sa refa misy tetehina ihany vao mi paille:roll::roll::-D