zistoire

81. cutie ( 24/10/2006 20:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
82. cutie ( 24/10/2006 20:17)
tsy mime loza za:-D:-D:-D:-D
83. Zina ( 24/10/2006 21:37)
fasaly hahahaha
84. ari.malala ( 25/10/2006 06:30)
fasaly, mahita tenenina foana an! hahaha:-D:-D:-D fa ngeza b otran'ny in le patsa e!=))=))=))
85. sonwin ( 25/10/2006 07:15)
fasaly> tsy patsa ry 'se fa sendra ny zavatra iray mifono vý an :°)....de zao koa kay, raha ndry de ts koi fa za no manome gilasy mamy be an-dry :P dia sady mbola za koa mi-payer:wink:. Sady tonga de gilasy tsy mety lany hamamiana zany an.

fiderana> rehefa tamana ve tsy aharitra foana e 8)
86. Fiffi ( 25/10/2006 07:35)
fasaly:
mbà mahana ihany ry sipa refa misy bandy mi paille paille ireny a! hay hafa mitry ny ambadika :?:-D:-D:-D
fasaly: tena grave klé hehehehe aza tratran'zany hiany hoa an! :-D:-D:-D


87. ari.malala ( 25/10/2006 08:09)
=))=))=))ary za zany tsy hande tsony refa invite kle=))=))=))sode mivoka forum eto ko ny iafarany! hahaha=))=))=))=))=))=))=))=))
88. Fiffi ( 25/10/2006 09:19)
nikopol:
saika hanao sakafo ambony takalo sakafo ambany nga sonwin :lol:
fasaly: hitandry io nolazain'i noko io ? io ndray ny andry fa hisy hi-paille-paille gilasy hono pffff
....de zao koa kay, raha ndry de ts koi fa za no manome gilasy mamy be an-dry dia sady mbola za koa mi-payer. Sady tonga de gilasy tsy mety lany hamamiana zany an.
grave zany klé ! hehehehe ity resaka mi-paille-paille hitakina zavatra hafa ve avy eo ? :wink:


89. Fiffi ( 25/10/2006 09:20)
ari.malala: =))=))=))=))
90. fiderana ( 25/10/2006 10:41)
sonwin > henjana koa aloha ireto sipa ato amin-tsika ireto â!, aiza ka hatahorana hi-pail fôna izany ingahy mandrakizay, hatao ahoana moa fa dia 8)aloha no azo hatao ê!.,fa efa mba mifanoro hevitra ihany, maninona moa raha hanotaniana mivantana avy hatrany hoe , ity ve mety raha hatao takalon'iry? sa moa tsy izay ilay tadiavin'ise, sady ise koa tsy tonde hoe hiala fa raha tsara dia mety hijanona mihintsy, anie?
91. fasaly ( 25/10/2006 11:08)
sw: sao de nanao kilaoty azany zany mifono vy zany??:roll::-w:-w:-w
92. ari.malala ( 25/10/2006 13:12)
Fiffi, k'hita aky fa refa invitee zany njy d misy takalony d refa ts mety njy d lasa mivoka forum ko ts aleo ts mande? ;) :-D:-D:-D:-D:-D

Fasaly, hihihi, tena kilaoty mifono vy aky ny nanaovan'le sipa ra zany a, de tsy nahita nadavahana anle izy le akamantsika e! hahahaha:-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. kelly13 ( 25/10/2006 14:04)
ari.malala :-D:-D:-D
nareo lhl reto v mihevitra hoe voavidy @ sakafo ny sipa e! mdrrrrrrr
94. fiderana ( 25/10/2006 14:13)
fasaly > f'angaha rehefa mi-pail foana dia hatahorana ho ela be ilay fiarahana, hotran'ny mitady tsy ho marina izany an!:-D.

Fiffi > aiza kosa ê!, ngaha rehefa mba invité-na dia hoe takalo foana no hatao avy hatrany ê!, hatahorana tsy ho izany ary ilay izy fa vô afa-po eo dia avy hatrany dia ndao hozy ny MFM, dia hoe inviteo foana zah avy eo:-D:-D:-D.

Kelly13 > izaho kosa aloha tsy hividy olona izany ê!, fa hoe mba miaraka misakafo, sady ilay misakafo anie fomban'ny mpinamana sy mpifankatia ê!,ary tena mahafinaritra ny miaraka @ izany mifampiresaka, dia miaraka manampak'evitra hoe::*
95. kelly13 ( 25/10/2006 14:21)
fiderana> iza no mahita kou! na izany aza nareo manana eritreritra ambadika fôna e! mahafinaritra ny miresaka etc... hozy enao ok d'accord d rehefa tsy mitovy le hevitra hoe :* zany d avôka eto?
96. sonwin ( 25/10/2006 15:10)
takalom-patsa vidim-pihinana klety e:°):^)
97. ari.malala ( 25/10/2006 15:21)
ountssssssssssssss! d aiza le maha mpinamana ra izao rehetra izao d hatakalo daolo ry sonwin???

inona no manapatsinay ani' Kelly13 @ ireo noteneniko reo e! :-D
98. sonwin ( 25/10/2006 15:33)
ari-malala> sipa ange ny resaka izao fa tsy namana e. Raha hoe namana , hafa mihitsy indray izany. Ny ahy sipako tsy namako dia ny namako tsy sipako ange e
99. fasaly ( 25/10/2006 16:54)
hummmmm! aleo hihinanana vitamina mampazoto misakafo refa manao rent car am bandy amzay mazoto homana be de mahatohitra ny homana ambany , ny fakampanahy zany:°):°):°)
100. kelly13 ( 25/10/2006 18:18)
ari.malala le hoe tsy nahita fandavahana kou, mdrrrr. mahita tenenina ka.
sonwin>eny e, d refa tsy manaiky v le sipa d avoaka eto atao resabe?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085