zistoire
121. fiderana
(
26/10/2006 14:55)
ari.malala, kelly13 >> tsy misy # sonwin, fiderana izany eo an!, isika mpinamana mahafinaritra daholo, fa raha mba nasina vola aloha ity size ity dia nahazo vola be isika ê!:-D:-D:-D, na dia heo mijery fotsiny aza8)8).
122. ari.malala
(
26/10/2006 15:19)
hita hoa ry fiderana :-D:-D:-D:-D
cutie, misy resaka olana mintsy ao ka! jereo tsara fa oziz sonwin hoe
sonwin, tsy haiko alo fa zay no fandraisako anle fanotaniana e! mba mamaly sy manal aotran'ny ol retraretra iany a ko! tsisy olana amiko mnts ze size sokafanao! za nga moa tompon'andraikitra in ato no afaka hanisy olana amzany? hihihi! te hanokatra size eo ko! na zao, tounde atov am lohateny hoe ts azo vakiana sy valian'i ari.malala! :-D:-D:-D:-D amzay ts mamaly tsony za! =))=))=))=))=))

sa 'nareo ireo manana olana manokana amin'io sizé nampidiriko io?
sonwin, tsy haiko alo fa zay no fandraisako anle fanotaniana e! mba mamaly sy manal aotran'ny ol retraretra iany a ko! tsisy olana amiko mnts ze size sokafanao! za nga moa tompon'andraikitra in ato no afaka hanisy olana amzany? hihihi! te hanokatra size eo ko! na zao, tounde atov am lohateny hoe ts azo vakiana sy valian'i ari.malala! :-D:-D:-D:-D amzay ts mamaly tsony za! =))=))=))=))=))
124. fiderana
(
26/10/2006 15:45)
Fiffi >> bon ahoana aloha ê!, izarao an'izany bon izany raha tsy hatao trosa fa hotran'ny milay izy izany:lol::lol:, @ izay miravona ilay zistoire:-D:-D:-D
125. Zina
(
26/10/2006 17:48)
sonwin a matoa io nampidirinao satria niantra taminao... ary sur mihitsy aho
126. cutie
(
26/10/2006 18:01)
cutie, misy resaka olana mintsy ao ka! jereo tsara fa oziz sonwin hoe
Voalaza teo :
hafa njay iny fa za tsy miditra lalian @ iny :-D:-D:-D
le hitako ihany no nahitsiko
127. fasaly
(
26/10/2006 18:39)
zao zany lay zistoire après zistoire = geografia ny zistoire:roll::°):°):°)korazy zay mbola ao anaty ny zistoire rehetra fa ny ahy efa nilamina :-D:-D:-D
130. mimich
(
27/10/2006 06:48)
fiderana> :-D:-D:-D za maninn???
sonwin> de sendra nandalo marina hitako no tsy arako hhhi:-D:-D:-D
omeo ahy fotsiny vokatry ny fifaninanana fa efa manomana ny lokan'izay mahazo voalohany za zao.
ny an ari.malala sy fiderana mety azo omena rahampitso any vontovorona , fa ny an sonwin sy kelly angamba alefa mailaka:-D:-D:-D

131. Fiffi
(
27/10/2006 07:48)
fasaly: ka natao 00/20 akia le izy satria zistoire ki né tiens pas debout koh ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
132. fiderana
(
27/10/2006 11:24)
mimich > tsy naninona fa mahay mivarotra size ka, sa moa mampandroso varotra , soa fa tsy varotra ilay izy fa ady hevitra:-D:-D,....hay moa misy valisoa izany rahampitso eny votovorona momba ity size ity:lol::lol:
sonwin > misaotra ihany aloha fa tsy nampoiziko hisy valisoa ity resaka zistoire ity, hay tena tsara ilay izy, misaotra ê!=D=D=D=D

133. Zina
(
29/10/2006 01:17)
zao fotsiny e:
Raha tia ilay bandy tsy hi-critique an'ilay kala oe
no sady tena mi-humilier an'ilay kala mihitsy ianao..ary tena vitanao ny nanao vengeance an;ilay kala...ratsy be ilay fisainanao...Mba lehilahy manan-tsaina

fa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an
no sady tena mi-humilier an'ilay kala mihitsy ianao..ary tena vitanao ny nanao vengeance an;ilay kala...ratsy be ilay fisainanao...Mba lehilahy manan-tsaina
135. Fiffi
(
29/10/2006 07:26)
Zina:=D=D ny ahy aloha de tsy lasako mihintsy le hoe zistoire an!
no sady tena mi-humilier an'ilay kala mihitsy ianao..ary tena vitanao ny nanao vengeance an;ilay kala...ratsy be ilay fisainanao...Mba lehilahy manan-tsaina
136. diamondra27
(
29/10/2006 08:51)
sonwin: aiza leisy elah ry sw fa tambaran'ny sipa a!
mba ento mi-cosom kely reo de mangina ,de aza atao resabe eto zany fa zay le tsy voanjareo.
Le miara-misakafo tsisy contrepartie zany no tena reven'ny sipa e!
niaraka nisakafo tany ambony ve no nampazto le sipa sa le tany ambany e? Tena tsy arako le izy fa tonga de mi-wa wa wa doly ny rehetra.
De inon le zavatra hafa saika hataonao aminy fa miala pas izy? Aleo hazava tsara ny resaka vô mamaly za klé
(tena diams nomamaly eto an)

137. Fiffi
(
29/10/2006 21:34)
diamondra27:normale io kah ! zany ve de mba rariny kosa hoe mi-invite lery de mila contrepartie avy eo klé ! tsy lasa klé ! :wink:
Le miara-misakafo tsisy contrepartie zany no tena reven'ny sipa e!
138. ari.malala
(
30/10/2006 08:19)
Zina:
zao fotsiny e:
Raha tia ilay bandy tsy hi-critique an'ilay kala oefa izy raha vao hoe hiaraka hisakafo dia mazoto be an
no sady tena mi-humilier an'ilay kala mihitsy ianao..ary tena vitanao ny nanao vengeance an;ilay kala...ratsy be ilay fisainanao...Mba lehilahy manan-tsaina
dakor 100% mints za e!
139. fiderana
(
30/10/2006 09:40)
Fiffi, Zina,ari.malala,kelly13 >> resy kosa aloha ilay bandy raha dia ianareo 04 be izao ve no mitambatra, fa mba resaka anie aloha ny hatao ê!, sady izao, tsy hoe rehefa mety na tsy mety dia lazaina eto hatao size vaovao indray, fa matetika anie ka zavatra nitranga na efa niseho, na mbola ho avy daholo no soratan-tsika eto ê!,fa raha izao aloha tsy dia mahavita mamorona ny tsy misy ê! marina moa ê!, dia mirary soa anareo namana rehetra ê!8)8)8).
140. xxx
(
30/10/2006 15:16)
fanontaniana tsy voatery valiana:
misy ifandraisany ve ty sujet ty sy le sujet ray oe
"ny taminay" azafady fa otrany mifamaly zany