zistoire

141. ari.malala ( 30/10/2006 15:27)
fiderana, fa izan o mamely aniza no miteny resaka resy enao? :-D:-D:-D miresaka sy maneho hevitra d zay ko!

cutie, ndry mila mamaky tsara vo mamaly fa tia mitsaingoka fts :-D:-D:-D:-D sa efa zatra mitsaingoka? =))=))=))=))=))
142. ari.malala ( 30/10/2006 15:30)
xxx, araho eo ry se a! hihihi
143. xxx ( 30/10/2006 16:28)
xxx:


fanontaniana tsy voatery valiana:
misy ifandraisany ve ty sujet ty sy le sujet ray oe

"ny taminay" azafady fa otrany mifamaly zany



ts misy ifandraisany fa ny olona mahatsiaro ho voadona no hitako mampifandray azy :-D:-P
144. cutie ( 30/10/2006 17:21)
cutie, ndry mila mamaky tsara vo mamaly fa tia mitsaingoka fts sa efa zatra mitsaingoka?

:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
ze tiako atao ihany io
145. kelly13 ( 30/10/2006 17:45)
ovao njay le sizé f'efa ampy zay e!
146. Fiffi ( 30/10/2006 18:03)
ampy marina zay fa hovay ny diska eh !
147. Zina ( 30/10/2006 19:22)
fafao amin'izay ary e... ny admin afaka manala an'ito
148. booboo ( 30/10/2006 20:06)
fa maninona ? :-D:-D:-D...
149. cutie ( 30/10/2006 20:21)
:-D:-D:-D:-D
150. Fiffi ( 30/10/2006 22:15)
nitovy tao anefatra le izy klé ! hehehehehe tantara mitohy fa efa ThE END
151. Zina ( 31/10/2006 04:11)
torak'izay ko ti....ndana fiffi lazao ny admin a
152. Fiffi ( 31/10/2006 07:02)
153. booboo ( 31/10/2006 07:07)
:-D:-D:-D:-D
154. mimich ( 31/10/2006 07:55)
aloe koa mba handray anjara amin'ny fimohemezana sy ny fahataperan'ny tantara:-D:-D:-D:-D:-D
155. fiderana ( 31/10/2006 16:40)
sonwin >> raha mba sitrakao asio zistoire mahafinaritra indray dia lasa hantsikana:-D:-D:-D
156. Zina ( 31/10/2006 21:41)
Fiffi a ny manao panneau otran'io tsy hanafarana an'ity ny etna tsara dia ny manala azy eto....
157. Fiffi ( 31/10/2006 22:01)
158. cutie ( 31/10/2006 22:22)
fiffi, mba misy panneau saka ve any ho any :lol::roll::roll:
159. Fiffi ( 01/11/2006 06:26)
160. Fiffi ( 01/11/2006 06:27)
ho jereko :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086