zistoire

61. cutie ( 23/10/2006 15:00)
dain:-D:-D:-D:-D:-D
62. sonwin ( 23/10/2006 15:28)
io voalazan'i nikopol io no izy :°)..kinanjo:miam:=((:-D
63. cutie ( 23/10/2006 15:43)
de efa hay ve ny antony manin izy tsy mety :-D:-D:-D
64. kelly13 ( 23/10/2006 15:45)
fasaly>an an an, tsisy antsy hitetehana azy d aleo ny any no mi pailla! za efa vizaka nanao voyage de presk 10h v d mbola ande hando vola iany, hihihihi!! mbola ho avy kou aza ny hoe "raha tiany ho tonga any za d mi pailla ny billet d'avion ny any" hahahaha
je wigole
:lol:
65. sonwin ( 23/10/2006 16:02)
cutie> sahala amin-dry le tsy mety ireny ihany e!:°)
66. cutie ( 23/10/2006 16:03)
:-D:-D:-D:-D
ka mety tsy mitovy ny antony :-D
67. sonwin ( 23/10/2006 16:09)
cutie > mitovy ihany 'nareo satria le sahala amizao:*:* fotsiny dia bye bye amin manaraka indray.'zany hoe ny makany amin-dry mianavaratra andrefana fotsiny fa ny mankany aminy mianatsimo atsinanana.
68. cutie ( 23/10/2006 16:10)
tsy mitovy wa
jereo aza zany mianatsimo sy mianavaratra zany :-D
69. xxx ( 23/10/2006 18:57)
cutie ko aloha raha hi-:-D:-D an
70. cutie ( 23/10/2006 19:06)
ie:-D:-D:-D:-D
tsy mety mitsy e :-D:-D:-D
71. fasaly ( 24/10/2006 06:17)
mbà mahana ihany ry sipa refa misy bandy mi paille paille ireny a! hay hafa mitry ny ambadika :?:-D:-D:-D
72. watafon ( 24/10/2006 06:53)
mahaliana b le tantara e! :-D
73. vale ( 24/10/2006 08:02)
fasaly::-D:-D:-D:-D:-D
74. sonwin ( 24/10/2006 08:04)
fasaly> he he he :-*
75. fiderana ( 24/10/2006 15:04)
tsy manana ho lazaina aho klé, fa mba te-hanotany, hiaraka vetivety ve, sa hiaraka lava be?...:oops:
mazava hoazy aloha fa ilay takalo io kandrany nao io sonwin, fa ilay faharetany no mba tiako ho fantatra?
76. Fiffi ( 24/10/2006 17:19)
sakafo ambony takalo sakafo ambany ozy nikopol
77. fasaly ( 24/10/2006 17:20)
fideràna: handramo alou de ho hitanao ny faharetany e!:°) fa mila mi paille an!:wink::-D:-D


sw::wink::-*:-* ra à kalou no paillé vanjy de toundé de nividianako gilasy mamy be takalony:-D
78. andry08 ( 24/10/2006 18:01)
=))=))"takalony"
79. cutie ( 24/10/2006 19:45)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 24-10-2006 08:17:59
Lohateny : Re : zistoire
mbà mahana ihany ry sipa refa misy bandy mi paille paille ireny a! hay hafa mitry ny ambadika

nothing is free:-D:-D:-D
80. fasaly ( 24/10/2006 20:11)
cutie: marina zany:-D:-D:-D:-Dfa teto i sw sendra ny patsa be ray tsy obmy vava!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087