zistoire
22. Fiffi
(
21/10/2006 07:52)
ny an'i fijo kosa ve rangaha de ny faladian'kirararo no vonjeny voalohany ? :-D:-D:-D:-D:-D
24. Fiffi
(
21/10/2006 08:22)
tsy tantara kosa aloha ny fahitako an'le izy an! fa ....:?: fa zay fotsiny no mba azoko lazaina hoe aza terena kosa ny sipa rehefa tsy vonona eh!
Sady normala koa ange hoe inviténa à gauche à droite ny sipa de mandeha miadana ny étape nolazaiko tery ambony tery an!
De manenina beeee ve aloha sonwin t@ vola lany ?
Sady normala koa ange hoe inviténa à gauche à droite ny sipa de mandeha miadana ny étape nolazaiko tery ambony tery an!
De manenina beeee ve aloha sonwin t@ vola lany ?
25. sonwin
(
21/10/2006 08:44)
Zina> tsy hoe tsy tiako na koa hoe tiako fa....
Fijo> zay mihitsy le izy razoky e=D
Fiffi> ny vola lany tsy olana mihitsy ka. Fa ny fotoana lany no tsy milay.Ny andro ange no lava fa ny fotoana tsy ananam-piry e.
xxx> sady lava no fohy le tantara ka :°),mivanitika xxx raha mahafantatra ny niandohany :^)

26. Fiffi
(
21/10/2006 08:50)
sonwin:sonwin: @ nao : inona no zavatra tena important ny fotoana lany sa ny fitiavana azy ? raha tena tia azy manko ianao de tokony tsy hisy an'zany hoe fotoana lany zany !!!!! ka inona no hatao hoe fitiavana raha zay fotoana lany no ambonin-javatra indrindra ?????
Fiffi> ny vola lany tsy olana mihitsy ka. Fa ny fotoana lany no tsy milay.Ny andro ange no lava fa ny fotoana tsy ananam-piry e.
27. kelly13
(
21/10/2006 10:48)
sonwin>enao zany tsy mba hi inviter ahy kou!! pffff!!!!
ary zany sipa zany kousa klou sao d en tout bien tt honneur no niarahany nisakafo t@nao fa enao no nanana eritreritra ambadika d tsy poinsa le kôzy????
d inn kou klou ny voalohany fa tonga d ny suite no nataonao ka very zay mamaky!!

28. sonwin
(
21/10/2006 11:10)
Fiffi> 8)
kelly13> eo ihany fa tsy hidiran lalina le zistoire ka,manjary :^):^)
kelly13> eo ihany fa tsy hidiran lalina le zistoire ka,manjary :^):^)
29. kelly13
(
21/10/2006 11:20)
sonwin>tsy hoe idirana lalina fa mba t hahafantatra ny fiandohany ka
33. kelly13
(
21/10/2006 11:31)
ny milay b zany tsy aseo fa ny orera b aseo!!! dain!! tsy rariny!! rembourser-o
37. Zina
(
22/10/2006 03:05)
Zina> tsy hoe tsy tiako na koa hoe tiako fa....fa ahona????
ita fa tsy tianao ilay sipa ko, eto ianao mitaraina oe lany ny volanao @ sakafo???
na tiana na tsy
tsy misy an'elanelany zany...
Iza aloha ilay sipa e?
40. Liebe
(
22/10/2006 16:20)
sw> tsy nahazo tany ho any indray an!:-w, fa iza aloha le olona e? niala maina toi izay :-D