voambolana gasy

1. intelligenzia ( 19/02/2005 14:06)
aterineto (internet)
tranonkala (network/reseau)
mpanamory (driver/pilote)
kankana (worm)
biby kely (virus)
solosaina (ordinateur)
takoritsika (chat)
totozy (souris)
varavaran-kely (windows)
...
...
bianco (spyware) =))


novalian'i DotMG ny 06/03/2005 09:01
2. hery ( 19/02/2005 18:51)
tena manja mihitsy raha misy teny ifanarahana ohatra an'izao... na dia ilay hoe bianco aza.

Raha handray anjara amin'ny dikateny malagasy amin'ny informatika hono intelligenzia dia http://dikateny.malagasy.org/

Fa le bianco @ teny italiana toa hoe fotsy no dikany... ny spyware anefa toa tena groumbl be :-)
3. DotMG ( 06/03/2005 09:01)
Web kosa no tranonkala fa tambajotra (diso tsipelina) ny réseau.
Windows tsy azo adika fa lasa hoe "Le Huit qui a" ny anaran' ilay iraika lahy izay. window kay azo adika ka, fa tsy ilay vokatr' i MS.
Tsy dia tiako ilay bianco, ohatra ratsy mantsy fa ny ataon' ny spyware @ tontolon' ny informatika tsy vitan' ny bianco amin' ny tontolon' ny tsolotra. Resaka politika indray izay.

korisa : curseur/cursor.
rindrankajy : logiciel/software. (Tsy izaho no namorona, jereo http://www.teny.org)


Dia ireto misy rohy hafa :
http://www.geocities.com/voambolana
http://mg.wikipedia.org
http://malagasy.dotmg.net (poikany, tsy misy voambolana ao fa tsy manampotoana hamenoana azy ny mpiandraikitra).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1921